Frida's crea

Frida's crea ny fahafaham-ponareo no fifaliako❤️

Ambatondrazaka no misy anay☺️

06/04/2026

Bonsoir daholo 👋, nanahoana ny fety tao?
Mirary soa daholo indray ary oo🥰

19/03/2026

Arahaba ry ambany lanitra
TRATRY NY ASARAMANITRA e🎊 Ravoravo fa MALAGASY🇲🇬🎀

🇲🇬Taombaovao Malagasy🇲🇬

bonjour daholo🥰izay rehetra manao ACHAT mandritra ITY VOLANA MARS ITY dia mahazo CADEAU surprise 🎀✨☺️satria anniversaire...
17/03/2026

bonjour daholo🥰izay rehetra manao ACHAT mandritra ITY VOLANA MARS ITY dia mahazo CADEAU surprise 🎀✨
☺️satria anniversaire an'ny Admin omaly ka mba ho fisaorana anareo mpanaraka😘😘🔥

Arahabaina isika vehivavy fa nahatratra ny andro fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy 🥳🥰 andro hankal...
08/03/2026

Arahabaina isika vehivavy fa nahatratra ny andro fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy 🥳🥰 andro hankalazana sy hanamafisana ny fanajana ny zon'ny vehivavy ❤️

😍😍 PELUCHE réversible mahafatifaty kely 🎀🥹💰4000ar💸15cm📏💛🧡Tu changes d'humeur tout le temps ? Tu adores les trucs trop mi...
06/03/2026

😍😍 PELUCHE réversible mahafatifaty kely 🎀🥹
💰4000ar💸
15cm📏
💛🧡Tu changes d'humeur tout le temps ? Tu adores les trucs trop mimi ? Alors, cette peluche réversible est faite pour toi🧡💛

Ito akia ilay "à deux visages" amin'azy a😍
afaka avadika dia faly😊,afaka avadika dia tezitra indray😒 (😉 mimonjomonjo kely iny mihitsy ❤️)
Couleur jaune 💛 /orange 🧡

Coucou nareo 👋☺️ elaela tsy nitafatafa an😊🥰Mbola misy article maromaro dispo ato am page ann🥰Manasa anareo handray anjar...
26/02/2026

Coucou nareo 👋☺️ elaela tsy nitafatafa an😊🥰

Mbola misy article maromaro dispo ato am page ann🥰
Manasa anareo handray anjara🤩

21/02/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Rova Keurenah Volaharimandimby, Fenitra Lahatra, Avotriniaina Hobiantsoa

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Rova Keurenah Volaharimandimby, Fenitra Lahatra
19/02/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Rova Keurenah Volaharimandimby, Fenitra Lahatra

Pour le compte d'un ami,❌45.000ar miady varotra❌Vide,,😍Air Jordan Flight 😍❤️‍🔥 Matière en Daim❤️‍🔥Pt 39
19/02/2026

Pour le compte d'un ami,
❌45.000ar miady varotra❌
Vide,,
😍Air Jordan Flight 😍
❤️‍🔥 Matière en Daim❤️‍🔥
Pt 39

Coucou nareo🥰 Nanahoana ny faran'ny Herinandro tao🎀☺️Mirary soa foana foana an 🥰
16/02/2026

Coucou nareo🥰
Nanahoana ny faran'ny Herinandro tao🎀☺️
Mirary soa foana foana an 🥰

14/02/2026

Mbola vao tapitra ny 14 Fevrier an😁😁
Efa nahazo cadeau sa ndray mifankahita??☺️

Address

Ambatondrazaka, Vohidiala, Ampasambazimba
Ambatondrazaka

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Frida's crea posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share