11/17/2024
🇲🇬ARARAOTY, ARARAOTY! 🇲🇬
Tonga ato fanafody sy savony malagasy natoraly,
Eo amin'ny sary ny vidiny tsirairay
Raisina aty Brossard, andoavana azy amin'ny Interac
Aza misalasala raha misy fanontaniana dia apetraho eo amin'ny commentaire azafady
➡️Raha vonona hividy dia tonga dia MP
Misaotra betsaka tompoko ô