13/01/2026
👉 Mpanao asa tanana malagasy ... Iza no fahalalanao azy?
Anisan'ny olona iray izay hanjifan'ireo mpanao "décoration" article de décoration vita amin'ny hazo, na plastique sur mesure i "Prossy" ary efa nanomboka tamin'ny taona 2009 no nanatanterahany ity aza ity.
Tena manantalenta tokoa ny lehilahy, satria " Tena hafakely" fa ity tsofa hafakely eo ambony latabatra fiasany ity no havitany ireo soratra maro be hitanareo amin'ny sary ireo.
"Izay tafiditra voalohany hoy izy no voaray voalohany amin'ny client, ary ny tena manahirana hoy izy dia ilay client be kizitina" - "Mahavelona azy tsara hoy izy ity asany ity"
👉 Alatsao ao amin'ny commentaire ao izay asantanan'i Prossy any aminao any hoe ?
💪 Ndao hanohana ny vita malagasy 💪 Araho tsy tapaka ny pejy fa misy ny live shopping hiarahantsika amin'ireo Mpandraraha malagasy sy vaovao momba izy ireo ihany koa.