E-Varotra MDG

  • Home
  • E-Varotra MDG

E-Varotra MDG Entana isankarazany 😍 mandefa en gros 😍
Aza misalasala raha misy ilaina 🥰
Mp ou 0385615660
Whatsapp:+261385615660

Inona le couleur tena tinao iny 🥰Ilaina be ne reo rehefa mafana eo ny andro e 🥰Araraoty fa zao mbola tena mora be prix 🥺...
21/08/2025

Inona le couleur tena tinao iny 🥰
Ilaina be ne reo rehefa mafana eo ny andro e 🥰
Araraoty fa zao mbola tena mora be prix 🥺🥺
👉Mandefa en gros fona 🥰
👉Mandefa en detail ko anh 🥰
👉Prix morabe fona nenay nefa qualité tena hoe top 👌👌
Mp ou 0385615660

19/08/2025

Misaotra antsika zay nanaraka live teo 🥰
Hiezaka fona zahay hanome fahafampo anareo 🥰
Dia hifanohana eto fona isika 🥰
Tafandriamandry daholo o 🥰🥰

Ndao ndray lo mba ijejojejo kely e!Live tsika rariva an!Reo @ topic reo ny arrivage,Prix mora hatrany!Mahazo credi fona ...
19/08/2025

Ndao ndray lo mba ijejojejo kely e!
Live tsika rariva an!
Reo @ topic reo ny arrivage,
Prix mora hatrany!
Mahazo credi fona zay mipartage ny live a!
@ 6:30 ary ftoana atsika e

06/08/2025

Coucou daholo o 🥰
Tena mbola mangatsika ny andro e 🥺🥺
Rahariva ny arrivage botofotsy sy couette tsika o 🥰
Aza miala lavitra anh 🥰
Mp ou 0385615660

Coucou daholo o 🥰Robe dispo de suite oMandefa en gros Mandefa en detail ko anh 🥰👉Tena azahoana raha mbola hivarotra👉Vaov...
05/08/2025

Coucou daholo o 🥰
Robe dispo de suite o
Mandefa en gros
Mandefa en detail ko anh 🥰
👉Tena azahoana raha mbola hivarotra
👉Vaovao nentsika io 🥰
D misy anreto kapa reto ko sao liana nareo anh 🥰😍
Mp ou 0385615660

04/08/2025

Misaotra antsika nanaraka ny live teo 🥰
Hiezaka hatrany izahay hanome ny tsara hoanareo 🥰
Misaotra ny mpanjifa mahafatrapo ko 😍
Alefaso fona ny finday d vety2 d vita ny livraison 🥰
Tafandria mandry daholo o 🤩

Coucou daholy! Apidiro ny mega fa ijery live ndray androany.Karazany maro. 18h:35 hatr@ 19h:05min fotsiny fa aza matawat...
04/08/2025

Coucou daholy! Apidiro ny mega fa ijery live ndray androany.
Karazany maro. 18h:35 hatr@ 19h:05min fotsiny fa aza matawatra!
Mentioneo namanao tia jogging na robe, misy anjaza ihany koa.
Prix mirary fona

Bonjour daholo o 🥰Efa vita ato ny entanareo anh 🥰D mba alefaso fona ny telephone d @ zay vety2 d vita livraison antsika ...
29/07/2025

Bonjour daholo o 🥰
Efa vita ato ny entanareo anh 🥰
D mba alefaso fona ny telephone d @ zay vety2 d vita livraison antsika 🚴🚴
❌Lasan mpaka maro daholo ny entana 😁😁 (mazahoa tombony ry reto anh) d mba hifanambina anie isika 🥰

28/07/2025

Misaotra antsika rehetra nanaraka ny live teo 🥰🥰
Tena faly be zahay 🥰 manana anareo manohana anay 🥺🥺
Dia hifanohana eto fona isika 🥰
❌ Nenay prix tena mbola mora ...mbola tena azahona raha hivarotra ❌
Misaotra reto anh 🥰
👉Mba mandefa lieu sy contact lay naka rehetra teo anh 🥰
Mankasitraka hatrany 🥰

Coucou 🥰Elaela tsisy live 🥺🥺Aleo asintsika live rehefa avy eo e 🥰❌Robe maxi maivamaivana hoentintsika manao vacance ❌👉Va...
28/07/2025

Coucou 🥰
Elaela tsisy live 🥺🥺
Aleo asintsika live rehefa avy eo e 🥰
❌Robe maxi maivamaivana hoentintsika manao vacance ❌
👉Vaovao anh 🥰
👉@ 18h:30mn ataontsika 🥰
Prix tena hoe mora 😁 zay efa nahalalantsika ny pejy 🥰
Rehefa avy eo ary e 🥰
Partage max mahazo cadeaux 🥰

Address


Telephone

+261341527291

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-Varotra MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share