VARY SOA KoloKolo

VARY SOA KoloKolo Riz originaire d’Ankililoaky 🌾

🌾 Mitady vary madio sy tsara kalitao ve ianao ? 😊 🌾📦 Avy any amin'ny tantsaha mivantana avy any ankiloloaky – Vidiny mir...
10/07/2025

🌾 Mitady vary madio sy tsara kalitao ve ianao ? 😊 🌾
📦 Avy any amin'ny tantsaha mivantana avy any ankiloloaky – Vidiny mirary – livraison haingana !

🔥 Vary voajanahary tsy misy zezika simika, mety tsara amin'ny sakafo andavanandro sy lanonana !

✅ Kalitao ambony
✅ Tsiro mahafinaritra
✅ Azo vidiana amin'ny antsinjarany na ambongadiny
✅ Fandefasana manerana an’i Toliara 👌

👇 Mandefasa hafatra dieny izao raha te-hanafatra na hanontany !
📩 VARY SOA KOLOKOLO

Address

Tsimenatse
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VARY SOA KoloKolo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share