Cendye Hi-Tech Tulear

Cendye Hi-Tech Tulear HI-TECH

Chez cendye shop Antanambao Tulear
09/05/2026

Chez cendye shop Antanambao Tulear

09/05/2026
10/04/2026

..

Bonjour daholo elaela tsy nitafatafa tsika fa mbola manokana zavatra tsara sy vao2 hatrany ho anareo izahay .ka miomakom...
08/04/2026

Bonjour daholo elaela tsy nitafatafa tsika fa mbola manokana zavatra tsara sy vao2 hatrany ho anareo izahay .ka miomakomana ianareo izay hanao commande entana na pièce téléphone na accessoire na batterie na entana hafa ihiany koa fa misy voyage chine zaho Mois de Mai ka omakomano daholo ny zavatra tianareo hafaranareo ahy,na afaka miditra MP avy hatrany izay maniry hanao commande ary na afaka miantso avy hatrany ny laharana:0348800475

19/02/2026

Mitohy atrany ny promotion écran ato aminy cendye shop Antanambao tulear a partir de 60000ar dia efa miverina ho vaovao indray mandeha ny téléphone nao
Miomakomana fa aminy herin'andro ihiany koa no tonga ny arrivage écran rehetra
Ahitanao ny marque:
-Redmi
-xiaomi
‐oppo
-realme
-vivo
-ZTE
-Asus
-Google pixel
-Samsung
-IPhone
-Huawei
-TCL
-black view
Alcatel
-wiko
-Infinix

31/07/2025

Housse flip cover pour Samsung Galaxy S4 en promotion chez CENDYE shop Atanambao Tuléar
Disponible pour différence couleur seulement à 10 000ar

31/07/2025
Hello TULÉAR❤️❤️❤️❤️Iza no mbola vaky Écran téléphone any ô!!!!!!!!!!👇👇👇👇👇👇👇👇👇 🛑Araraoty  fa manao promotion sy liquidat...
16/07/2025

Hello TULÉAR❤️❤️❤️❤️Iza no mbola vaky Écran téléphone any ô!!!!!!!!!!👇👇👇👇👇👇👇👇👇
🛑Araraoty fa manao promotion sy liquidation à partir 📌80 000ar ❤️avec montage 👈izahay ato amin'i CENDYE SHOP Atanambao en face super Maki amin'izao
Ka manomboka izao dia tokony ho voavaha daholo ny olanareo aminy Ecran vaky,na Simba rehetra satria dia natao aminy vidiny ho zakany rehetra ary vita eo no ho eo satria efa disponible ato daholo izay Écran tadiavinareo rehetra toy ny:👇👇👇👇👇👇👇👇
_ITEL: prix à partir 90 000ar avec montage
_TECNO : prix à partir 90 000ar avec montage
_INFINIX: prix à partir 90 000ar avec montage
_REDMI: prix à partir 80 000ar avec montage
_IPHONE : prix à partir de 90 000ar avec montage
_VIVO: prix à partir de 90 000ar avec montage
_OPPO: prix à partir de 90 000ar avec montage
_REALME: prix à partir de 90 000ar avec montage
_ASUS: prix à partir de 100 000ar avec montage
_ZTE: prix à partir de 100 000ar avec montage
_ALCATEL : prix à partir de 100 000ar avec montage
_BLACK VIEW: prix à partir de 100 000 ar avec montage
_WIKO: prix à partir de 100 000ar avec montage
_MOTOROLA: prix à partir de 100 000ar avec montage
_XIAOMI: prix à partir de 100 000ar avec montage
_SAMSUNG: prix à partir de 100 000ar avec montage
_TCL : prix à partir de 100 000ar avec montage
_GOOGLE PIXEL : prix à partir de 150 000ar avec montage
_HUAWEI: prix à partir de 80 000ar avec montage
🛑🛑Vita eo no ho eo, réparateur efa ampy traikefa no mikarakara anareo 🥰
🛑🛑 Matériel sy produit manaraka norme no ampiasainay ho anareo raha tsy hiteny fotsiny ny colle noir sy transparent B9000
Adresse tsy miova ao aminy CENDYE S ATANAMBAO Magasin maintso en face super Maki
Tel:0348800475 raha mila fanazavana fanampiny

07/04/2025

Refroidisseur téléphone,tampitra hatreo le téléphone mafana bé iny efa ity ny calmant vitsy dia vitsy ny stock ho tonga aminio fa tonga dia mamandriha dienizao,alefaso malaky ary ny mp 🏃🏃🏃🏃🏃

Address

Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cendye Hi-Tech Tulear posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share