Yuna Yuna (유나) — “ douce et gracieuse” 🌙

Faly miarahaba antsika rehetra tsy Maty fo amin'aina nandritra fandalovany Rivon-doza Téo iny 🥰. Ary mirary fiononana fe...
13/02/2026

Faly miarahaba antsika rehetra tsy Maty fo amin'aina nandritra fandalovany Rivon-doza Téo iny 🥰. Ary mirary fiononana feno kosa ho anireo nanana havana Maty nandritra izani 🙏🏼.
Eto dia mampahery antsika mianakavy Tenako amizao Zavatra mahazo antsika izaho. Aza kivy fa Mbola iaharina isika 💪🏼❤️.

______
sary fanehoana *

10/02/2026

Jesosy oh , Tahio Tamatave 🙏🏼

TOAMASINA▶️ Efa misokatra ireo site d'hébergement eto Toamasina.👉 Firaisana ambodimanga: Epp 1904 👉 Firaisana Anjoma : F...
10/02/2026

TOAMASINA

▶️ Efa misokatra ireo site d'hébergement eto Toamasina.
👉 Firaisana ambodimanga: Epp 1904
👉 Firaisana Anjoma : Foyer social canada
👉 Firaisana Morarano : Epp Zoto
👉 Firaisana Ankirihiry : Epp ambohijafy / Epp Analamboanio / Lycée FJKM Ziona / Salle d'oeuvre Saint Thérèse
👉 Firaisana Tanambao V : CJST / Sacre cœur

❌ IZAY TSARA FIOMANANA TSY TAMPOHIN'NY LOZA ❌

Gezani, désormais cyclone tropical, s’est renforcé au cours des dernières heures et pourrait encore gagner en puissance....
10/02/2026

Gezani, désormais cyclone tropical, s’est renforcé au cours des dernières heures et pourrait encore gagner en puissance. Le système devrait toucher terre au stade de cyclone tropical intense, ce mardi après-midi ou dans la nuit de mardi à mercredi avec des vents de plus de 166km/h et des rafales pouvant atteindre 250 km/h.

Pour lire l'article : https://cutt.ly/etnuSuOl
_________________________
Publications indrana

Coucou ^^^ Misy liana amin’ny fanaovana maquillage ve ato ? 💄✨Indrindra ho an’ireo débutant 🤍Aza miala lavitra, hisy zav...
08/02/2026

Coucou ^^^

Misy liana amin’ny fanaovana maquillage ve ato ? 💄✨

Indrindra ho an’ireo débutant 🤍

Aza miala lavitra, hisy zavatra mahaliana androany amin’ny 16h 😉

Bonsoir 🥰🥹Ito   ito no irarinay alahady mafinaritra ho anao 🫶🏼🩷Fa zaniii eo Ihany ho anareo le nitady photos réel amin'i...
08/02/2026

Bonsoir 🥰🥹

Ito ito no irarinay alahady mafinaritra ho anao 🫶🏼🩷

Fa zaniii eo Ihany ho anareo le nitady photos réel amin'ilay gourde isotherme dia io le izy 😚😉

D aona fahitanareo azy ?? Tsara eh 😉😁

Tena marina b ito 😉Zay aloha fa bonne nuit nareo 🌃Oroka mamy avy aty amiko Yuna 🥰❤️
06/02/2026

Tena marina b ito 😉

Zay aloha fa bonne nuit nareo 🌃

Oroka mamy avy aty amiko Yuna 🥰❤️

‎🩷 𝐓𝐇𝐄𝐑𝐌𝐎𝐒 𝐨𝐮 𝐆𝐎𝐔𝐑𝐃𝐄 𝐈𝐒𝐎𝐓𝐇𝐄𝐑𝐌𝐄  🔹 Capacité : 800 ml‎🔥 Mitazona hafanana ‎‎Pratique, élégant ary mora entina‎‎📩 Commandes...
06/02/2026

‎🩷 𝐓𝐇𝐄𝐑𝐌𝐎𝐒 𝐨𝐮 𝐆𝐎𝐔𝐑𝐃𝐄 𝐈𝐒𝐎𝐓𝐇𝐄𝐑𝐌𝐄

🔹 Capacité : 800 ml

‎🔥 Mitazona hafanana

‎Pratique, élégant ary mora entina

‎📩 Commandes en message privé Yuna

‼️ Prix abordable

‎🚙 Livraison ou Récupération possible

‎📢 ARRIVAGE CHEZ YUNA 📢‎‎🩷 𝐀𝐏𝐏𝐀𝐑𝐄𝐈𝐋 𝐀𝐔𝐃𝐈𝐓𝐈𝐅 𝐑𝐄𝐂𝐇𝐀𝐑𝐆𝐄𝐀𝐁𝐋𝐄.‎‎✅ Conçu pour les personnes ayant une baisse de l’audition ou ...
06/02/2026

‎📢 ARRIVAGE CHEZ YUNA 📢

‎🩷 𝐀𝐏𝐏𝐀𝐑𝐄𝐈𝐋 𝐀𝐔𝐃𝐈𝐓𝐈𝐅 𝐑𝐄𝐂𝐇𝐀𝐑𝐆𝐄𝐀𝐁𝐋𝐄.

‎✅ Conçu pour les personnes ayant une baisse de l’audition ou des difficultés à entendre clairement.

‎‼️ Haute qualité avec garantie
‎Parce que votre santé est précieuse, choisissez un appareil fiable et sécurisé.

‎📩 Commandes en message privé Yuna

‎🚙 Livraison ou Récupération possible


Nareo kou v misy mitovy amiko ?🤭 Sahirana ery mitady sakafo régime alimentaire fa mba te ahita évolution mafinaritra 🥹🩷D...
06/02/2026

Nareo kou v misy mitovy amiko ?🤭

Sahirana ery mitady sakafo régime alimentaire fa mba te ahita évolution mafinaritra 🥹🩷

Dia noho fitiavako anareo dia zaraiko rehefa mahita an 😃

Mety misy Liana v nareo ? ☺️

Raha tinareo dia itady fona za dia zaraiko fona 😉

Zay aloha fa bisous Yuna Yuna

‎📢📢 NOUVEAUTÉS CHEZ YUNA 📢📢‎‎ 🩷🩺 𝐊𝐈𝐓 𝐌𝐄́𝐃𝐈𝐂𝐀𝐋 : Brassard + Sthetoscope 🩺🩷‎‎Tout l’équipement essentiel pour  𝒎𝒆́𝒅𝒆𝒄𝒊𝒏𝒆𝒔 ...
06/02/2026

‎📢📢 NOUVEAUTÉS CHEZ YUNA 📢📢

‎ 🩷🩺 𝐊𝐈𝐓 𝐌𝐄́𝐃𝐈𝐂𝐀𝐋 : Brassard + Sthetoscope 🩺🩷

‎Tout l’équipement essentiel pour 𝒎𝒆́𝒅𝒆𝒄𝒊𝒏𝒆𝒔 et 𝒑𝒂𝒓𝒂𝒎𝒆́𝒅𝒊𝒄𝒂𝒖𝒙.

‎📩 Commandes en message privé Yuna ❌

‎🛵Livraison possible

‎✅ Lieu TAMATAVE

Address

Toamasina
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yuna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share