20/07/2026
π¦"Aza atakalo namana ny vady."π¦
Rehefa manambady ianao, dia miova ny laharam-pahamehana. Tsy ny namana intsony no voalohany, fa ny vady. Betsaka ny tokantrano simba satria mbola omen'ny olona toerana ambony noho ny vady ny namana.
Ny namana tsara dia mahalala ny fetrany; tsy hiditra eo anelanelan'ny mpivady.
πRaha tsy hainao ny mametraka izany fetra izany, aza gaga raha very ilay tokantrano nokasainao haorina."
π₯Ny an'ny sasany:
Isaky ny faran'ny herinandro dia ny namany foana no iarahany mivoaka, fa ny vadiny avela irery ao an-trano. Rehefa mitaraina ny vady dia hoy izy: "Namako hatramin'ny fahazazako ireo, tsy hafoiko." Nandeha ny fotoana, nangatsiaka ny fifankatiavana, ary simba ny tokantrano.
πTsy misy afaka misolo toerana ny vady.
π₯Raha marary ianao ka mila ampidirina hopitaly, dia mety ho tonga hitsidika ny namana. Fa manam-petra ihany ny fotoanany fa ny vady no hanasa anao, hiambina amin'ny alina, hividy fanafody, ary hikarakara anao isan'andro. Izy irery sisa matetika mijanona eo. πHafa ihany ny vady.
π₯Isaky ny antson'ny namana dia mandeha avy hatrany. Fa rehefa mangataka fotoana ny vady dia lazaina hoe: "Tsy manam-potoana aho."
πTsy ambina fotoana no omena ny vady
π₯Misy olona mora mampisambotra vola ny namana, nefa rehefa mila zavatra ny vady sy ny ankizy dia lazainy hoe tsy misy.
πNy tokantrano no andraikitra voalohany.
βοΈNy namana dia fanomezana, fa ny vady dia fanekena.
βοΈNy namana afaka misaraka aminao rahampitso, fa ny vady no nianiananao hiara-dia aminao mandra-pahafaty.
β
Koa aza atakalo namana ny vady.
#π¦"Aza atakalo namana ny vady."π¦