Olanne chop

Olanne chop 🦋💗VENTE EN LIGNE TAMATAVE 🦋💗

👘👙👖👗👚🎽👕🩱🩳👜💼🥼🧥🩲👔📿🧸

🛵🛥️Livraison partout à Madagascar 🛵🚐

vide pas plus de 25000ar😍😍🍒lieu mangarano🍓🍓
02/05/2026

vide pas plus de 25000ar😍😍🍒

lieu mangarano🍓🍓

🥑✨ MIHINANAN HATSASAN 'AVOCAT(1/2 demi) ISAN’ANDRO ?💚 Tsy sakafo tsotra ny avocat… fa “super-aliment” tena mahery ho an’...
02/05/2026

🥑✨ MIHINANAN HATSASAN 'AVOCAT(1/2 demi) ISAN’ANDRO ?
💚 Tsy sakafo tsotra ny avocat… fa “super-aliment” tena mahery ho an’ny vatanao!

🔥 💡 INONA NO MAHASOA SY MAMPIAVAKA AN'AZY?

✅ ❤️ Raha hoan'ny Fo salama 👉 Manankarena graisse mono-insaturée tsara izy
➡️ Manampy mampihena cholesterol ratsy
➡️ Miaro amin’ny aretina lehibe toy ny aretin’ny fo sy AVC

✅ 🧠 Mifehy siramamy (Diabète) 👉 Tsy mampiakatra tampoka ny sucre
➡️ Tsara ho an’ny olona manana na misoroka DIABÈTE TYPE 2
⚠️ Io no iray amin’ireo aretina “mangina” mampidi-doza be mantsy

✅ ✨Mahatsara Hoditra 👉 Manankarena vitamine E + antioxydants
➡️ Miaro amin’ny fahanterana aloha loatra
➡️ Mampamirapiratra ny hoditra 🌿

✅ 🍽️ Fandevonan-kanina 👉 Be fibres
➡️ Manampy amin’ny tsy fahampian-tsakafo sy constipation

✅ ⚡ Angovo sy hery 👉 Manome énergie maharitra
➡️ Tsara ho an’ny olona miasa mafy na manao sport

🚨 ARETINA LEHIBE TOKONY HO FANTATRA NEFA TENA HAROVANY: 👉 Cholestérol avo + aretin’ny fo ➡️ Matetika tsy misy soritr’aretina 😱
➡️ Fa mety hitarika crise cardiaque na AVC
💡 Ny avocado dia isan’ny sakafo miaro amin’izany!

🥑 AHOANA ARY FAMPIASANA AZY?
✔️ Afaka hanina:
Amin’ny m**o 🥖
Amin’ny salade 🥗
Na mivantana

⏰ NY TENATSARA HIHINANA AZY:
👉 Maraina (petit-déjeuner) → manome énergie
👉 Na atoandro → manampy fahafenoana
✔️ 1/2 avocat isan’andro dia ampy

🥑 “Indraindray, ny fanovana kely isan’andro no mamonjy ny fahasalamanao rahampitso…”
👉 Manomboka anio: 1/2 avocat isan’andro = dingana iray mankany amin’ny fahasalamana 💚

A partir de 8000ar🍉lieu mangarano🍒
01/05/2026

A partir de 8000ar🍉

lieu mangarano🍒

Taille S🍇8000ar🍒elastique🍋lieu mangarano🍍
01/05/2026

Taille S🍇

8000ar🍒

elastique🍋

lieu mangarano🍍

30/04/2026

Ndao ndray ifampy boost page oo
ataovy ao ambany ao nenao😁

Efa Vokatra izao ny zavokà dia tena mahaiza manararaotra☺️Matetika ny vonina zavokà dia ariantsika foana, kanefa tena ma...
29/04/2026

Efa Vokatra izao ny zavokà dia tena mahaiza manararaotra☺️

Matetika ny vonina zavokà dia ariantsika foana, kanefa tena manankarena otrik'aina tena ilain'ny volo izy, Raha hainao ny mikarakara azy.

✨ Ny vokatsoany
Ny vonina zavokà dia misy:
🍒Antioxydants → miaro ny volo tsy ho mora tapaka sy tsy ho simba haingana
👉 manampy hiady amin’ny fahasimban’ny volo vokatry ny loto, masoandro, na stress
🍒Polyphénols → manamafy ny firafitry ny volo
👉 mahatonga ny volo tsy ho mora tapaka, tsy ho malemy, ary hahazo hery bebe kokoa
🍒Minéraux → manome tanjaka sy manamafy

👉 Tena intéressant bé izy @ :
☑️Volo vakivaky
☑️Volo Maina bé
☑️Cheveux fatigués / ternes
⚠️ Tandremo anefa fa tsy mi hydrater volo irery izy fa Mila ampiarahina @ Menaka na masque.

🧴 Ahoana ny fomba fampiasana azy ?
1️⃣ Alona anaty Menaka (macérât huileux)
Tena idealy anaovana massage ny hodidoha
-Sasana, rapé na Ary hamainina un
-Alona sy andrahoina anaty menaka(coco, ricin, olive, tournesol)
-Andrahoina atao bain marie mafana
-Na alona anaty Menaka mandritran'ny 2 semaines farahakeliny
-Tsihifina rehefa vita

2️⃣ Atao poudre (masque ou shampoing)
✔️ Manamafy voll
Rapé na ihany dia hamainina
Mixe na na totoina ho lasa poudre
Afangaro miaraka @ yaourt / aloe vera / miel
⚠️ Mila kobanina tsara Satria mety hamela potipotiny Ilay poudre.

3️⃣ Atao eau de rinçage
✔️ Mampangirana
Ampangotraho ny vonina zavoka
Avelao hangatsitsiaka
Hanakobano volo farany rehefa mangatsiaka

🚫 Fitandremana
❌ Tsy azo ampiasaina izy irery
❌ Tsy azo Tonga dia Kosehana mivantana @ hodidoha

disponibleTaille M🥰🥰
28/04/2026

disponible
Taille M🥰🥰

Zavoka + Tantely = Tarehy toy ny an’ny zazakely! Ity ny fomba fampiasana azy: 🥑🍯Tsy mila mitady lavitra fa ny ao an-dako...
28/04/2026

Zavoka + Tantely = Tarehy toy ny an’ny zazakely! Ity ny fomba fampiasana azy: 🥑🍯

Tsy mila mitady lavitra fa ny ao an-dakozianao ihany dia efa ampy hanovana ny tarehinao ho malama sy madio tanteraka. Inty ny fomba fikarakarana azy:

Poretina: Potsehina ho malama tsara ny antsasaky ny zavoka masaka mandra-pahazoanao paty (pâte).

Afangaro: Ampio tantely 1 sotrokely mba hanesorana ny loto sy ny mikraoba.

Ahosotra: Sasao amin'ny rano matimaty ny tarehy, avy eo ahosotra ilay fangaro (fadio ny manodidina ny maso).

Andrasana: Avela hilona 15 minitra vao kobanina amin'ny rano mangatsiaka.
Ho tsapanao avy hatrany fa dinitra sy malama ny hoditrao! ✨

Fanontaniana ho anao:
Fantatrao ve fa azo atao "gommage" (fanalana sela maty) koa ny voan'io zavoka io fa tsy ariana? Araho ny page fa ho alefan_tsika eto izany🥰

20/03/2026

taille S

20/03/2026

taille M

Address

Androranga
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Olanne chop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share