Caylafatra

Caylafatra Vente vêtement pour Petite fille
(2)

inspiration manaraka indray ary ooo!!!blue 💙
22/05/2026

inspiration manaraka indray ary ooo!!!
blue 💙

inspiration rouge vif indray ❤️royal kely e!!!!
22/05/2026

inspiration rouge vif indray ❤️
royal kely e!!!!

Minimini princesse kely , cliente kelinay natao mode dessin  animée 3D 🩷❤️🥰Tena hoe , tena hoe, cute kely an!!!!🥰🥰babo z...
22/05/2026

Minimini princesse kely , cliente kelinay natao mode dessin animée 3D 🩷❤️🥰Tena hoe , tena hoe, cute kely an!!!!🥰🥰babo za e!!!miaraka robe CAYLAFATRA

satria moa nisy nangataka prénom manomboka amin'ny A bandy kely 🤴dia indro ary zarainay aminareo, alefanay eto ihany ata...
22/05/2026

satria moa nisy nangataka prénom manomboka amin'ny A bandy kely 🤴
dia indro ary zarainay aminareo, alefanay eto ihany atakareo manaraka akia les mamans an!!!

ato akia raha hijery réelle 🥰😘tianareo Kely mihitsy ty modèle ity Dia haverinay eto robe communion io an!!!!😇📸photo réel...
22/05/2026

ato akia raha hijery réelle 🥰😘
tianareo Kely mihitsy ty modèle ity Dia haverinay eto
robe communion io an!!!!😇
📸photo réelle , asa n'y tananay ooo!!!

prénom kely indray ary an!!!aleo asiana ho an'ny prince kely indray moa ooo!!!!🤴manomboka amin'ny E
21/05/2026

prénom kely indray ary an!!!
aleo asiana ho an'ny prince kely indray moa ooo!!!!🤴
manomboka amin'ny E

✨ Inspiration robe de communion indray ❤️🥰Mbola maro be no mitady modèle tsara sy élégante ho an’ny zanany ka faly foana...
21/05/2026

✨ Inspiration robe de communion indray ❤️🥰

Mbola maro be no mitady modèle tsara sy élégante ho an’ny zanany ka faly foana izahay mizara inspiration aminareo ❤️
Satria fantatray fa ilainareo izany, na dia mety tsy ho tratranay intsony aza ny manjaitra azy rehetra 😊

Ny tanjonay dia ny hizara hatsarana sy aingam-panahy ho an’ireo mini princesses rehetra 👑✨

💖 Zaraina am-pitiavana hatrany
— Caylafatra, pour les mini princesses ✨

inspiration rose et bleu 🩷💙
21/05/2026

inspiration rose et bleu 🩷💙

inspiration vert sauge indray akia an!!!❤️❤️❤️tianareo be anie ty couleur ty  maman e!!!!
21/05/2026

inspiration vert sauge indray akia an!!!❤️❤️❤️
tianareo be anie ty couleur ty maman e!!!!

Princesse kely en mode dessin animée ❤️🥰miaraka amin'ny robe CAYLAFATRA mimi kely oooo!!!!😻
21/05/2026

Princesse kely en mode dessin animée ❤️🥰miaraka amin'ny robe CAYLAFATRA
mimi kely oooo!!!!😻

🙏🙏🙏
21/05/2026

🙏🙏🙏

Address

Ankaraobato Ifarihy
Tanjombato
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 17:00 - 20:00

Telephone

+261325582227

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Caylafatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Caylafatra:

Share