By Karine

By Karine Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By Karine, Shopping & retail, Tananarivokely.

📍 By Karine
✨ Mode & Style tendance
👗 Vêtements de qualité | Prêt-à-porter
🚚 Livraison rapide Centre-ville & Province
📞 +261 38 7895205
🌟 Qualité • Élégance • Confiance

🍁🌼 Fepetra Ankapoben’ny Varotra 🌼🍁🌸 Ireto misy fepetra manan-kery ho an’ny varotra ataontsika. Amin’ny fividianana dia m...
11/07/2025

🍁🌼 Fepetra Ankapoben’ny Varotra 🌼🍁
🌸 Ireto misy fepetra manan-kery ho an’ny varotra ataontsika. Amin’ny fividianana dia midika izany fa manaiky ireto fepetra ireto ianao. 🌸

---

1️⃣ Raha mahita entana tianao :
Alefaso mivantana aminay amin’ny mp taille ,couleur,ary ny toerana haterana (eto an-tanàna na faritra) ary ny nomerao findainao.

---

2️⃣ Safidio tsara ny (taille) alohan’ny hanamafisana ny commande.

---

**3️⃣ Tsy manao réservation mihoatra ny 24 ora izahay raha tsy hoe mandoa acompte 50% ianao.

---

4️⃣ Ny paiement dia atao amin’ny fandraisana entana ho an’ny eto an-tana, fa ho an’ny any amin’ny faritra dia alefa mialoha amin’ny Mobile Money vao alefa ny entana.

---

5️⃣ Jereo tsara ny entana amin’ny fotoana ihaonana amin’ny livreur, satria tsy manaiky fanovana na famerenana entana izahay rehefa lasa ny livreur

---

6️⃣ Raha tsy raisinao ny entana dia andraikitrao foana ny mandoa ny saran’ny livraison.

---

7️⃣ Ho an’ny livraison any amin’ny faritra : aloa mialoha ny andehanan'ny livreur ny vola rehetra, Ary asiana frais de retrait izany

---

➡ Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa aminay amin’ny mp na antsoy mivantana amin’ny ☎ +261387895205

---

🙏 Misaotra indrindra amin’nyy fiaraha-miasa 🙏

Ato Ary e
14/05/2025

Ato Ary e

🌸VOLANA VAOVAO🌸Ho volana feno fitahiana sy fahasoavana ho an'ny ankohonanao anie Ty volana vaovao ty 🙂
01/04/2025

🌸VOLANA VAOVAO🌸
Ho volana feno fitahiana sy fahasoavana ho an'ny ankohonanao anie Ty volana vaovao ty 🙂

Ty aloha n amanjana vao maraina   BE 3 BALLES dispo zaoo Rapide fa vetvet d lany iooo ☎️0335845876
31/03/2025

Ty aloha n amanjana vao maraina
BE
3 BALLES dispo zaoo
Rapide fa vetvet d lany iooo
☎️0335845876

12/02/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Elodie Onjaniaina Razafindrafara, Twokii Twotwo, Razanatombo Hélène, Sabriella Melayane, Emmiliene Vao, Clarnah Clarnah

  ahitana lahy s vavy mitambatra ,Arrivage tsikaa ty ssadyy tena tsara paty ,JEREOO neee ☎️0387895205☎️0335845876
10/02/2025


ahitana lahy s vavy mitambatra ,

Arrivage tsikaa ty ssadyy tena tsara paty ,
JEREOO neee
☎️0387895205
☎️0335845876

  Iza. No Haka azy o?? Omena vahana tssara nareo tia manao sport am Ty ☎️0387895205☎️0335845876
10/02/2025


Iza. No Haka azy o??
Omena vahana tssara nareo tia manao sport am Ty
☎️0387895205
☎️0335845876

Arrivage bé rahampitso a 😉M'isy avokoa izay entana ilainareoo rehetra n'a ballle. Chine io n'a européen ,Efa afaka Tonga...
09/02/2025

Arrivage bé rahampitso a 😉
M'isy avokoa izay entana ilainareoo rehetra n'a ballle. Chine io n'a européen ,
Efa afaka Tonga d mandefa commande ianareo fa raisininay amm pitiavana bé ,
☎️0387895205.
☎️0335845876

NY CONDITION GENERALES  DE VENTES ATO Karine nah FripMba hampirindra kokoa ny fiaraha-miasa amintsika dia natao izao ary...
08/02/2025

NY CONDITION GENERALES DE VENTES ATO Karine nah Frip

Mba hampirindra kokoa ny fiaraha-miasa amintsika dia natao izao ary valable ho an'ny rehetra na havana, namana akaiky, client efa ela be na vao haingana
👉Antoka 1 mampandeha ny fiaraha-miasa ny fifampitokisana koa raha tsy matoky anay ianareo dia efa tsy mety avy hatrany zany ny fiaraha miasa
👉Manomboka @8 ora ka hatramin'ny 4 ora hariva ny ora fiasanay ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma,sabotsy tapany maraina ihany ary tsy miasa ny alahady
Raha tsy maintsy hanaterana entana avant 8h ianao dia voatery manefa frais surplus, ny apres 17h kosa tsy mety intsony nohon'ny securité.
👉Ho anareo mpividy eto tanà dia m'isy sarrany AVOKOA n'y livraison Ary arakaraka ny toerana misy anao ,Ary manaoo avance obligatoire 20.000 ar à 50.000 ar alohan n'y andehhanan ny livreur ialana Amin n'y mety tsyy ho famatoranareo
**Marihina nefa fa eo @ fetra tongan'ny moto na fiara ihany no anjaran'ny livreur fa raha mbola lavitra eo ny misy anao dia mba anjaranao no mitady olona hibata ny entana.
Mba omena tsara ny ora mampalalaka anao andraisana ny entana ka miankina @ iny no hilazanay oe efa nisy olona hafa ve talohanao sa mety ilay ora
👉 Ho anareo any @ faritra kosa raha vao sambany ianao no haka entana ato aminay dia azonao atao ny mandefa olona maka ny entanao aty, raha tsy misy olona afaka makaty kosa dia TSY MAINTSY alefanao mobile money aloha ny vola zay vao afaka miainga ny livreur, ary gratuite ny fanaterana izany eny am gare routiere, tsy afaka manao an'ilay hoe tonga eny @ chauffeur ny entana vao alefa ny vola
👉Ho anareo mandefa mobile money dia TSY MAINTSY ASIANA FRAIS DE RETRAIT foana ny vola.
👉Ny entana dia confirmena 1 andro mialohan'ny anaterana na andefasana azy fa tsy mety hoe miantso ianao na mandefa mp zao dia hoe alefa zao na aterina zao ilay entana
👉 Resaka reservation: mandray reservation izahay fa 2 jours iany maximum ary efa misy avance 50% an'ny vidin'ny entana ary tsy mamerim-bola.🙏
👉Tsy manao livraison raha vaoo compte fake ianao
👉N'y entana efa. Lafo tompoko dia tsy miverina intsony ,ka noho izany hamarino tsara ny commaandinao Sy ny entana ho alainao alohan ny hanaterana azy
👉B***e tompoko no Amidinay ka noho izany surprise no ao ,Mila anao sahy mirisque ohatran ny asa rehetra fa raha Mbola maatahoatra dia alao maka lohany any Amin ny mpamaki aloha satria zahay dia tsy mamerimbola no tsy maameriina. B***e efa vaky Raha sanatria hoe tsy mety aminao Ilay izy
👉Farany ,tsy manao trosa

Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra

  Entana azoo atao bé Ty ,Livraison Tana mandefa faritra ☎️0387895205☎️0335845876
08/02/2025


Entana azoo atao bé Ty ,
Livraison Tana mandefa faritra
☎️0387895205
☎️0335845876

Address

Tananarivokely
TANA101

Telephone

+261387895205

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Karine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to By Karine:

Share