Shop Has

Shop Has Mbola misy foana ny entana izay hitanareo anaty page,afaka miantso avy hatrany raha hanao commande🤗

Collier Hiang Hiang, disponible de suite 🥰
29/01/2024

Collier Hiang Hiang, disponible de suite 🥰

Aiza daholo ry papa Sy maman isany🎉😍Efa akaiky ny fety a,andao hanao bogosy Sy manja Ireto misy fitaovana afaka ammiasai...
10/11/2023

Aiza daholo ry papa Sy maman isany🎉😍
Efa akaiky ny fety a,andao hanao bogosy Sy manja

Ireto misy fitaovana afaka ammiasaintsika amin'izany 🎉😍

📌FER À CHEVEUX
Tsy Mila brosse intsony ,mamay be,
Mora ampiasaina ,tsy manimba volo ,mety amin'ny volo rehetra
👉🏿Prix ny fer :35 000 ar

📌MINI RASOIR ÉLECTRIQUE
Fanalana Ilay volo tiana asorina rehetra sady tsy marary ,miala ho azy volo fa tsy miraikitra aminy
Afaka alaina ao ny 🙃volo-mbava ,volon-tongotra ,tanana sns ny volom-P ihany koa🙈
AFAKA CHARGENA IZY ITY
👉🏿prix:25 000 ar

📌JIRO CHARGEABLE
🔹Misy famahana tavoangy
🔹Misy fandrehetana sigara
🔹Afaka atao torche sy jiro ao an-trano

👉🏿Amin'ny vidiny 25,000ar fotsiny
Tonga de ataovy ny commande fa vitsivitsy sisa izy ato

📞Contact : 0380783283
Na mandefasa commande am MP

Manao livraison eto tana na any amin'ny faritra

Poudre indienne SHIKAKAI100% naturel izy ito HAFA RAHA SAMY POUDRE INDIENNE IZY ITY SATRIA DIA HITA ANATINY DAHOLO NY AK...
06/11/2023

Poudre indienne SHIKAKAI
100% naturel izy ito
HAFA RAHA SAMY POUDRE INDIENNE IZY ITY SATRIA DIA HITA ANATINY DAHOLO NY AKORA ILAIN'NY VOLO

🛑TSY MANDOKO VOLO IZY ITY ARY METY HO AN'NY KARAZANA VOLO REHETRA NA faible porosité na forte porosité na miloko na tsy miloko

Ny asany:
🔹MANALAVA VOLO AINGANA BE
🔹MANADIO SY MANAMAFY NY FOTOM-BOLO KA MIARO AZY TSY HIHINTSANA
🔹MAMPIJANONA NY FIHITSANÀN'NY VOLO
🔹MANASITRANA VOLO SIMBAN'NY FER SY BRUSHING

❗❗❗MISY PROTÉINES ANATIN'IZY ITY IZAY MANOME SAKAFO HO AN'NY VOLO KA MAHASALAMA ANAZY

TADIDIO FA REHEFA SALAMA TSARA VOLONAO DIA MORA MANIRY AVEO
Aza misalasala ary manjifa fa efa BETSAKA nahita vokatra tsara ,anao sisa 😉

Prix:17000ar
Livraison à partir de 2000 ar
Contact :0380783283

Arrivage indray oh🎉❤️         ❗❗❗Converse all starMade in Vietnam hatrany ny antsika anh❗MITOVY DAHOLO NY PRIX ATO AMINA...
29/10/2023

Arrivage indray oh🎉❤️
❗❗❗Converse all star
Made in Vietnam hatrany ny antsika anh❗

MITOVY DAHOLO NY PRIX ATO AMINAY NA MONTANT NA DEMI

Pointure dispo:35 à 43

➡️Couleur dispo(montants) : grenat, rouges,noire, blanc,

➡️Couleur dispo(demi):jaune,bleu,noire, rouge, blanc, grenat

Prix:28 000 ar
Livraison à partir de 2000 ar

Contact:0380783283/0333031551

Hey tout le monde 😍Giveaway 🎉🎀 Arrivages ❌MODÈLE VAOVAO BE INDRAY IRETO ENTINAY AMINAREO IRETO LAMAODY BE INDRAY IZY  IR...
23/09/2023

Hey tout le monde 😍
Giveaway 🎉🎀 Arrivages ❌

MODÈLE VAOVAO BE INDRAY IRETO ENTINAY AMINAREO IRETO
LAMAODY BE INDRAY IZY IRETO AMIN'IZAO annh ,AZA TARAIKY a😝🥰

❗❗❗DIVERS BOUCLE D'OREILLE 🎀, AFAKA ENTINA @ KARAZANA FETY ISANKARAZANY (anniversaire, mariage, soirée sns)

❗❗❗Mety amin'izay akanjo rehetra
Tsy miofy ny tahony fa INOXYDABLE✅

❗❗❗5000 ar avokoa
Aza Tara ary

Passez vos commandes en message privé

Afaka récupérena ety Ampasampito
Manao livraison eto Tana na any amin'ny faritra

Contact :0380783283/0333031551

🔥Arrivage Arrivage 🔥Promotion be 🌟💯❗❗❗CONVERSE ALL STAR 👟Made in Vietnam Pointure dispo :35 à 43Couleur dispo:blanc, rou...
04/09/2023

🔥Arrivage Arrivage 🔥
Promotion be 🌟💯

❗❗❗CONVERSE ALL STAR 👟
Made in Vietnam

Pointure dispo :35 à 43
Couleur dispo:blanc, rouge, grenat, noire, jaune
PRIX 28 000 Ar

❗❗❗ VANS OLD SKOOL
Pointure dispo:36 à 42
Couleur: rouge,noire,grenat,bleu
PRIX 30 000 ar

Contact :0380783283/0333031551

Livraison partout a Madagascar

Frais de livraison à partir de 2000ar

Pour plus d'infos veuillez nous contacter 😉

Address

Sabotsy-Namehana

Telephone

+261380783283

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Has posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share