Chine'nakà

Chine'nakà Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chine'nakà, Shopping & retail, Majunga.

✅ "Le meilleur de la Chine, à Majunga. 🇨🇳📦"

✅"Produits fiables, prix imbattables, livrés à Majunga. 🚛💰"

✅ "Chine à votre porte, simple et rapide ! 🌏✨"

✅"Qualité, fiabilité, Chine’nakà – Pour Majunga ! 🇨🇳👌

Contact: 038 68 948 66 /034 60 643 60

💥PROMOTION VENTE FLASH💥  🎁Produits sous carton🎁🗨️ Tonga de midira MP.
04/08/2025

💥PROMOTION VENTE FLASH💥
🎁Produits sous carton🎁
🗨️ Tonga de midira MP.

Ity machine aspirateur afaka manadio ny ao anati-trano🏠🏠 rehetra ity indray no ho zarainay aminareo eto amin'ny page Chi...
10/07/2025

Ity machine aspirateur afaka manadio ny ao anati-trano🏠🏠 rehetra ity indray no ho zarainay aminareo eto amin'ny page Chine'naka tsy ho ela💥💥

05/07/2025

Aza adino ny manaraka PAGE CHINE'NAKÀ fa ho maromaro ny idée de projet ho zaraina eto

Ho antsika rehetra izay nanafatra entana nanomboka tamin'ny 06.05.25, dia efa tonga soamatsara eto MAHAJANGA ny Colis an...
04/07/2025

Ho antsika rehetra izay nanafatra entana nanomboka tamin'ny 06.05.25, dia efa tonga soamatsara eto MAHAJANGA ny Colis anareo.
Mbola tsy niova ny toerana misy anay, Mangarivotra eto ampitany Lycée privé Aladin route Boulevard Marcoz.

🙏🙏 Misaotra anareo nahatoky sy mbola nisafidy anay hatrany🙏🙏

CHINE'NAKÀ, MEILLEUR DE LA CHINE DIRECTEMENT À MAJUNGA🇨🇳📦"

💬Aza misalasala miditra MP direct avy hatrany raha hanao commande.

📞 Contactez-nous dès maintenant pour un devis GRATUIT !
📩 WhatsApp: 0346064360/ Téléphone : [0386894866/0324544594]

Ho antsika rehetra izay nanafatra entana tamin'ireto daty ireto, efa tonga soamatsara eto MAHAJANGA ny Colis nareo(24,25...
14/04/2025

Ho antsika rehetra izay nanafatra entana tamin'ireto daty ireto, efa tonga soamatsara eto MAHAJANGA ny Colis nareo(24,25,26,27 Avril 2025).
Mbola tsy niova ny toerana misy anay, Mangarivotra eo @ ampitany Lycée privé Aladin route Boulevard Marcoz

CHINE'NAKÀ, MEILLEUR DE LA CHINE DIRECTEMENT À MAJUNGA🇨🇳📦"

💬Aza misalasala miditra MP direct avy hatrany aminay.
👇https://www.facebook.com/profile.php?id=61571854821184

📞 Contactez-nous dès maintenant pour un devis GRATUIT !
📩 WhatsApp: 0346064360/ Téléphone : [0386894866/0324544594]

20/03/2025

EFA MIALA ANY CHINE NY COMMANDE TSIKA MANARAKA

📢Vaovao tsara! Ity no commandentsika ofisialy voalohany eto amin'ny PAGE CHINE'NAKÀ. Mamerina fankasitrahana feno ho ant...
19/03/2025

📢Vaovao tsara! Ity no commandentsika ofisialy voalohany eto amin'ny PAGE CHINE'NAKÀ. Mamerina fankasitrahana feno ho antsika clients izay tsy misalasala fa nametraka fahatokisana aminay.
📦Colis avy any chine directe Majunga📦

🔔Inona ary ny vokatra tianao hafarana any Chine?
Izahay dia vonona hanampy anao avy hatrany hahatanteraka ny nofinofinao miaraka aminay.

"CHINE'NAKÀ, MEILLEUR DE LA CHINE DIRECTEMENT À MAJUNGA🇨🇳📦"

💬Aza misalasala miditra MP direct avy hatrany aminay.

📞 Contactez-nous dès maintenant pour un devis GRATUIT !
📩 WhatsApp: 0346064360/ Téléphone : [0386894866/0324544594

🚀Te hividy vokatra mivantana any Chine ve ianao nefa tsy fantatrao ny fomba hanaovana izany? I!! 🇨🇳✈️🇲🇬🔍 Mitady service ...
17/03/2025

🚀Te hividy vokatra mivantana any Chine ve ianao nefa tsy fantatrao ny fomba hanaovana izany? I!! 🇨🇳✈️🇲🇬

🔍 Mitady service haingana sy azo antoka amin'ny fividianana entana avy any CHINE ve ianao?

📢Aza mitady lavitra intsony, Izahay no mikarakara ny zava-drehetra ho anao.

✅ Andao hiaraka aminay!!
🔹 Fividianana entana azo antoka: Jifaina mivantana amin'ny mpamatsy na fourniseur avy any CHINE ny vokatrao.
🔹 Fitaterana haingana sy voaharamaso: Tsy maintsy tonga soa aman-tsara ny entanao, miaraka amin'ny fanaraha-maso isaky ny dingana.
🔹 Fandoavam-bola tsy misy adin-tsaina: Izahay no mikarakara ny fombafomba rehetra ho anao.
🔹 Sarany tsara indrindra no azo antoka: Service sy kalitao amin'ny vidiny mora no mirary.
🔹 Mety ho an'ny rehetra: Mpandraharaha, mpivarotra na olon-tsotra, mifanaraka amin'ny filanao rehetra.

📦 Kaomandy kely sa lehibe? Aza manahy fa izahay no mikarakara ny zava-drehetra!

🚀 Tsy mila tahotra intsony! Manafatra ianao, ka rehefa Tonga ny entana dia raisinao aty aminay. Tsotra, haingana ary mahomby.

📦 Alefaso dieny izao ny kaomandinao ary avelao izahay hikarakara ny ambiny.

📞 Contactez-nous dès maintenant pour un devis GRATUIT !
📩 WhatsApp: 0346064360/ Téléphone : [0386894866/0324544594]
👤Facebook : CHINE'NAKA

Address

Majunga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chine'nakà posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share