LZ Market

LZ Market Vente en gros et détail🍀
Whatsapp et téleohone : 034 84 667 14
Marina rariny hitsiny hatrany🙏🏼

24/02/2026

Miarahaba anao nahatratra ity talata ity🥰
Vitao izay tokony atao 🙏🏼

22/02/2026

Mafana reto ilay andro an 🥰
Piscine zao tsara sady efa ho avy ririnina e🍀
Araraoty ary e❤️

20/02/2026

Mirary zoma mahafinaritra ho anao🙏🏼

19/02/2026

‼️Tonga dia omano ny sakafo atoandro
🍀Féculent 100 g ( riz, pate)
🍀Viande 100 g
🍀Legume
🍀Yaourt na compote

19/02/2026

🍀Sakafo maraina
Friut na jus de fruit
Pain beurre na confiture
Zany hono ry mpikotrana isany an

19/02/2026

Aza miditra amin'ny fiainan'ny olona fa nenao atao izay ahatsara azy 🥰

18/02/2026

Mankasitraka tamin'izay vita🙏🏼
Mirary torimaso mamy👍🏼

17/02/2026

Any aminareo koa ve mafana zao alina zao🫤

11/02/2026

Mampahery anareo izay namoy havana sy niharamboina tamin'iny fandalovany rivodoza iny🙏🏼

10/02/2026

Tandremo tsara ny rano.miakatra an‼️

‼️Jereo izay tiana e‼️
09/02/2026

‼️Jereo izay tiana e‼️

Address

Mahamasina
101

Telephone

+261348466714

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LZ Market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share