Cathya Boutique

Cathya Boutique Abonneo ny page o♥️💗

❌ 4 PIECES IHANY SISA – AZA TARA! ❌🖤 ÉTAGÈRE MULTIFONCTION DÉMONTABLE – 3 ÉTAGE AVEC PORTANT 🖤💰 PRIX : 35 000 ArAtaovy m...
11/08/2026

❌ 4 PIECES IHANY SISA – AZA TARA! ❌
🖤 ÉTAGÈRE MULTIFONCTION DÉMONTABLE – 3 ÉTAGE AVEC PORTANT 🖤
💰 PRIX : 35 000 Ar
Ataovy madio sy milamina foana ny akanjonao sy ny entanao 👕👖👜
✨ Tombony azonao :
✔️ 3 étage ho an’ny rangement (lamba, serviette, kiraro sns)
✔️ Démontable – mora esorina sy afindra 🔧
✔️ Portant hanantonana akanjo (tsy miketrona)
✔️ Crochet ho an’ny sac sy accessoires 👜
✔️ Gain de place – 170 cm×55 cm
✔️ Solide & pratique
🚚 Livraison Tana & province
📞 Contact : 038 29 389 92
📩 Commande dieny izao alohan’ny ho lany!

❌ 10 DISPO IHANY! IZAY TONGA ALOHA NO MAHAZO ❌🖤 ÉTAGÈRE MULTIFONCTION AVEC PORTANT – PRATIQUE & SOLIDE 🖤💰 PRIX : 38 000 ...
06/08/2026

❌ 10 DISPO IHANY! IZAY TONGA ALOHA NO MAHAZO ❌
🖤 ÉTAGÈRE MULTIFONCTION AVEC PORTANT – PRATIQUE & SOLIDE 🖤
💰 PRIX : 38 000 Ar
Ataovy madio, milamina ary voalamina tsara ny kiraro sy ny akanjonao 👟👕
Vahaolana tsotra, kanto ary tena mahomby ho an’ny rangement ao an-trano!
✨ Tombony azonao :
✔️ Vita amin’ny vy inox matanjaka (tsy harafesina) sy toile kalitao
✔️ Mahazaka hatramin’ny 30 kg
✔️ 2 étages lehibe – mahazaka entana maro
✔️ Kodiarana 4 – mora afindra na aiza na aiza
✔️ Portant intégré – ahantona akanjo mora foana
✔️ Design moderne – mifanaraka amin’ny trano rehetra
📏 Dimensions : 162 × 56 × 34,5 cm
📞 Contact : 038 29 389 92
🚚 Livraison : partout à Madagascar
⚠️ Stock voafetra – aza tara sao lany! ⚠️

❌10 Dispo a ❌🛁 ÉTAGÈRE SALLE DE BAIN 2 ÉTAGES – INOX SOLIDE & PRATIQUE: 25000 ar  🛁 Ataovy madio sy milamina foana ny sa...
05/08/2026

❌10 Dispo a ❌
🛁 ÉTAGÈRE SALLE DE BAIN 2 ÉTAGES – INOX SOLIDE & PRATIQUE: 25000 ar 🛁
Ataovy madio sy milamina foana ny salle de bain-nao ✨
Ity étagère ity no vahaolana tonga lafatra hitahirizana savon, shampoing, parfum sy accessoires rehetra 😍
🔹 Caractéristiques :
✔Demontable
✔️ Vita amin’ny inox 304 (tsy harafesina 💧)
✔️ 2 étages lehibe – mahazaka entana maro
✔️ Misy porte-serviette eo ambany
✔️ Design kanto, maoderina ary matanjaka
✔️ Mora apetraka amin’ny rindrina
📏 Dimensions :
▪️ Halavany : 60 cm
▪️ Haavony : 36.3 cm
▪️ Halalinany : 15.3 cm
💡 Tonga lafatra ho an’ny:
✔️ Do**he
✔️ Rangement makiazy sy accessoires

038 29 389 92
Livraison partout à Madagascar

❌IZAY 50 TONGA VOALOHANY IHANY NO MAHAZO❌⭕ PROMOTION BE 40.000 ar NEFA GM⭕✅ÉTAGÈR CHAUSSURES MULTIFONCTION✅ 👉Vy daholo i...
25/07/2026

❌IZAY 50 TONGA VOALOHANY IHANY NO MAHAZO❌
⭕ PROMOTION BE 40.000 ar NEFA GM⭕
✅ÉTAGÈR CHAUSSURES MULTIFONCTION✅
👉Vy daholo izy rehetra ,Mafy tsara sady tsy mangozohozo
👉 Mahazaka kirarao betsaka sady efa misy fiantonana poketra, satroka, lamba sns...
👉 Matanjaka be matières INOXYDABLE
👉 Démontable sous carton
👉Dimension 165cm× 60 cm×30 cm
✔Manao livraison🏍 sy mandefa any amin'ny faritra🚔
038 29 389 92
PHOTO REEL

LOT DE 3 BANDES ÉLASTIQUES👉 Bande de résistance élastique, pour les fesses et cuisses, fessier et hanches entraînement, ...
22/07/2026

LOT DE 3 BANDES ÉLASTIQUES
👉 Bande de résistance élastique, pour les fesses et cuisses, fessier et hanches entraînement, exercice, physique, fitness, sport
Prix 23000 ar
Contact 038 29 389 92
Lieu itaosy sinimbendrano farany bus 143 🏡
Livraison partout à Madagascar

🏆 VEILLEUSE LED  VASE 3 D 🏆30.000 ar  💡 Tsy jiro fotsiny ihany ity fa haingon-trano manintona maso ihany koa sady mety a...
15/07/2026

🏆 VEILLEUSE LED VASE 3 D 🏆30.000 ar

💡 Tsy jiro fotsiny ihany ity fa haingon-trano manintona maso ihany koa sady mety atao Vase✨

➡️Hazavana malefaka sy mahafinaritra 🏆
➡️ Mety tsara ho fanomezana na ho haingon-trano
➡️Chargeable
Manao livraison izahay/Mandefa faritra
👉🏼 En mp / 038 29 389 92

⭕ PROMOTION BE TENA PROMOTION BE ITY⭕✅ÉTAGÈR CHAUSSURES MULTIFONCTION✅Misy kely sy lehibe azo hisafidianana tsaraPrix: 4...
12/07/2026

⭕ PROMOTION BE TENA PROMOTION BE ITY⭕
✅ÉTAGÈR CHAUSSURES MULTIFONCTION✅
Misy kely sy lehibe azo hisafidianana tsara
Prix: 45000ar (G.M) 154cm/80cm/30cm
40 000ar (P.M) 154cm/60cm/29cm
⭕EFA NATAO PRIX PROMOTION BE IO FA HARARAOTY HAINGANA⭕
👉Couleur: Blanc sy Noire
👉 Mahazaka kirarao betsaka sady efa misy fiantonana poketra, satroka, lamba sns...
👉 Matanjaka be matières INOXYDABLE
👉 Démontable sous carton
✔Manao livraison🏍 sy mandefa any am faritra🚔
038 29 389 92

⭕ PROMOTION BE TENA PROMOTION BE INTY⭕✅ÉTAGÈR CHAUSSURES MULTIFONCTION✅Misy kely sy lehibe azo hisafidianana tsaraPrix: ...
12/07/2026

⭕ PROMOTION BE TENA PROMOTION BE INTY⭕
✅ÉTAGÈR CHAUSSURES MULTIFONCTION✅
Misy kely sy lehibe azo hisafidianana tsara
Prix: 45000ar (G.M) 154cm/80cm/30cm
40 000ar (P.M) 154cm/60cm/29cm
⭕EFA NATAO PRIX PROMOTION BE IO FA HARARAOTY HAINGANA⭕
👉Couleur: Blanc sy Noire
👉 Mahazaka kirarao betsaka sady efa misy fiantonana poketra, satroka, lamba sns...
👉 Matanjaka be matières INOXYDABLE
👉 Démontable sous carton
✔Manao livraison🏍 sy mandefa any am faritra🚔
038 29 389 92

Lunch Box 3 Pièces en Verre🍀Mahazaka Micro-ondes sy FourPrix :33000 ar 🔺1x 410ml – 15cm x 5.5cm🔺1x 680ml – 17.5cm x 6cm🔺...
26/06/2026

Lunch Box 3 Pièces en Verre
🍀Mahazaka Micro-ondes sy Four
Prix :33000 ar

🔺1x 410ml – 15cm x 5.5cm

🔺1x 680ml – 17.5cm x 6cm

🔺1x 1040ml – 20.5cm x 6.5cm

Ity sety ity dia misy boîte 3 miaraka amin'ny sarony plastika manidy tsara
Tonga lafatra ho an'ny fitahirizana sy fitondrana sakafo
Mora diovina, mateza, manara-penitra
Livraison: Manerana an’i Tana, mandefa any amin’ny faritra koa

Contact: 038 29 389 92

🌸🌸LunchBox 🌸🌸2 en 1!mitazona hafanana ✅mitazona hafanana✅Tsy manary✅inox be ny ao anatiny❌❌25000ar seulement ❌❌Contact  ...
19/06/2026

🌸🌸LunchBox 🌸🌸2 en 1!mitazona hafanana

✅mitazona hafanana
✅Tsy manary
✅inox be ny ao anatiny

❌❌25000ar seulement ❌❌
Contact 038 29 389 92
Livraison partout à Madagascar

Address

Itaosy_Ambodihady
Antananarivo

Telephone

+261329489534

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cathya Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share