Ijejo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ijejo, Shopping & retail, Imerintsiatosika.

30/08/2025

Merci ❤️🇲🇬

07/08/2025

🎉💓 🎉💓 CADEAU GRATUIT"🎉💓🎉💓🎉💓
savon beurre de cacao , natoraly hatrany , kalitao amin 'ilay tsara foana (première qualité ).🎉💓🎉💓🎉💓

Ary ho fisaorana sy fiarahabana anareo, **atombotsika amin’ny kilalao maimaimpoana** miaraka amin’ny vokatra voajanahary ankafizinareo izay nalalanareo anay hatramin izay 💛

---

🧼 **KILALAO SAVON AU BEURRE DE CACAO – GIVEAWAY** 🎁🎁🎁

Ity ilay savony natoraly efa nahafaly nareo hatrizay 😍
Fa ankehitriny dia ataontsika fanomezana kilalao indray izy!

---

🕹️ **ahoana ary ny atao ra te hahazo:**

✅ asio "j'aime"ny ity pejy "Mamia officiel"
✅ Partageo amin’ny mode **PUBLIC** ity publication ity
✅ Mentioneo olona **3** amin’ny commentaire
✅ VALIO ity fanontaniana ity:

> ❓**milaza tombontsoa 2 azo amin’ny fampiasana ny savon au beurre de cacao?**
💬 soraty ao amin ny commentaire ny valin-teninao

📅 **Fisarihana** ho an’ireo olona **nahavaly tsara** ny zava-bitany:
🗓️ : alarobia 13 aogositra

🎊 Ny anaran’ny mpandresy dia havoakatsika eto am pejy ihany 🚀

---

🌿 Raha mbola mitady vokatra mahafinaritra sy voajanahary, dia eto izahay miaraka aminareo indray 💛

08/06/2025
arrivage mamy kely  natao ho an'ny mpanala fanadinana ❤️mp
06/06/2025

arrivage mamy kely natao ho an'ny mpanala fanadinana ❤️
mp

efa miditra tanteraka anatin'ny ririnina isika izao , andao amin'izay anao manjakely ❤️.piercing 4000ar ❤️
25/05/2025

efa miditra tanteraka anatin'ny ririnina isika izao , andao amin'izay anao manjakely ❤️.
piercing 4000ar ❤️

❤️❤️by tsiory rabe
30/04/2025

❤️❤️by tsiory rabe

Arrivage tsara kely ndray reto a. ❤️❤️❤️toerana Antanambao lalana fifohazana
24/04/2025

Arrivage tsara kely ndray reto a.
❤️❤️❤️
toerana Antanambao lalana fifohazana

ny hirako androany : nankaiza i birizitti e! iaaa ee iaaa🤣
24/04/2025

ny hirako androany : nankaiza i birizitti e! iaaa ee iaaa🤣

Marary kosa ty 🙄🙄
12/04/2025

Marary kosa ty 🙄🙄

Address

Imerintsiatosika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ijejo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share