05/05/2026
Metgala2026
Ny Gala 2026 dia natao tao amin’ny Museum of Art tany New York City,ary nitondra thème hoe “The Body Sculpted: Fashion as Living Form” (manodidina ny vatana sy ny endrika voasokitra).
Ny MetGala moa dia hetsika lehibe manambatra lamaody sy olo-malaza izy, sady fanangonam-bola ho an’ny Institute.
Nifantoka betsaka tamin’ny bustes sculptés sy corsets miendrika zavakanto (toy ny sary sokitra velona).Akanjo maro no toa mirafitra amin'ny vatana, fa tsy manaraka azy fotsiny
Fampiasana fitaovana tsy mahazatra (résine, métal, silicone) mba hamoronana endrika 3D
Marihana moa fa atao indray mandeha isan-taona, amin’ny alatsinainy voalohany amin’ny volana Mey
liam_baovao liam_pandrosoana
Araho hatrany ny pejy anarahanao akaiky ny vaovao malaza eto an_toerana sy any ivelany✔