13/11/2023
‼️Toy izao hita amin'ny sary izao ny sekoly ao Maintiranon'ny Beleo, Befasy distrikan'i Morondava.
♦️Mitondra gony ny mpianatra isaky ny handeha hianatra mba atao fipetrahana ao an-dakilasy raha ny fanazavana.
©️ Chris Morondavièno
Vaovao kolo Tv