21/08/2026
👕 TEE-SHIRT NEUTRE OU PERSONNALISÉ – 100 % COTON 👕
Mitady tee-shirt tsara kalitao, confortable sady azo anaovana personnalisation araka izay itiavanao azy ve ianao? 🤩
Manolotra tee-shirt 100 % coton, 170–180 g izahay, mety tsara na hanaovana azy neutre na hanaovana personnalisation.
🎨 Personnalisation manomboka amin'ny 25.000 Ar
Afaka atao soratra, sary, logo, design personnalisé, sns.
💰 Ny vidiny dia mety hiova arakaraka ny: • taille-n'ny impression/personnalisation
• habetsahan'ny commande
👉 Afaka mifampiresaka tsara momba ny prix, indrindra raha commande maromaro.
📦 Mandray commande en quantité ho an'ny association, entreprise, groupe, événement, école, équipe, sns.
🚚 afaka mandefa @ faritra rehetra
📍 Allfon Antsenakely – akaikin'i Bricotech
📞 Contact : 038 29 228 31
Alefaso aminay amin'ny MP ny modèle na idée tianao hatao dia afaka miresaka momba ny réalisation sy ny prix isika. 👕✨