08/10/2020
Mahasoa Anao
hatramin'ny farany ary zarazarao hoitan'ny hafa
FISOROHANA NY HOMAMIADANA "CANCER" ATOLOTRA ANAO AM-PITIAVANA ARY HANAVOTRA AIN'OLONA MARO
Fikambanan'ireo mpitsabo amerikana nanome valiny mikasika ny antony mahatonga ny homamiadana
1. Aza misotro dite mafana na zavatra mafana anaty kaopy plastika na zavatra plastika.
2. Aza mihinana zavatra mafana ao anaty fonosana na kitapo na sachet plastika. Ohatra: ovy frity, trondro frity, m**o vao avy nendasina mahamay be,...
3. Aza mahandro sakafo amin'ny "micro-onde" mampiasa fitaovana plastika
HO FAMPAHATSIAHIVANA:
Rehefa mifandray amin'ny hafanana ny plastika, dia miteraka "produits" simika izay mety hiteraka kansera karazany 52 izy.
Ity hafatra ity dia Tsara kokoa noho ny SMS 1000 tsy misy ilana azy.
Ampahafantaro ny olon-tianao rehetra mba hisorohana mialoha toy izay mitsabo aretina tsy misy fanasitranana.
⚠ - Aza misotro Coca Cola miaraka amin'ny mananasy na aorian'ny fisakafoanana rehefa mananasy ny tsindrin-tsakafo.
- Aza ampiarahina amin'ny cola cola ny jus mananasy.
Mahafaty ity fangaro ity! Misy olona maty avy nisakafo ary mieritreritra isika fa nisy nanome poizina...
- Nefa Nihinana ny tsy fahalalany an'io cocktail io ary tsy nahalala ity torohevitra momba ny fahasalamana ity:
👉 Mandraisa ary Mamaly ny antso an-telefaona amin'ny sofina havia.
👉 Aza mitelina ny fanafody amin'ny rano mangatsiaka...
👉 Aza mihinana sakafo mavesatra aorian'ny 5 ora hariva (17h).
👉 Misotroa rano betsaka kokoa ny maraina, ary latsaky ny alina.
👉 Ny fotoana fatoriana tsara indrindra dia amin'ny 9 ora alina (21h) ka hatramin'ny 4 ora maraina.
👉 Aza mandry avy hatrany aorian'ny fihinanana fanafody na aorian'ny sakafo. Miandry fotoana kely 15 minitra
👉 Rehefa ambany ny baterian'ny findainao amin'ny bar iray farany, dia aza mandray antso intsony, satria ny "rayonnement" dia 1000 heny ny mahery vaika.
👉 Afaka mizara izany amin'ny olona tianao rehetra ianao
-------------------------------------------------
👉 Aza adino ny mizara faobe any misy anao ato
Aimer flavfasalamana ll