Shopi Mada

Shopi Mada Torohevitra, varotra, fialam-boly, resadresaka

Raha misy telefona efa tsy mandeha intsony ireny any hoento aty vidiako👉Android maty 1=5000ar👉Misy touche maty 1=1000ar ...
08/07/2026

Raha misy telefona efa tsy mandeha intsony ireny any hoento aty vidiako
👉Android maty 1=5000ar
👉Misy touche maty 1=1000ar
0331555722 na 0345825163
Na afaka mandefa mp ihany koa
❤️Misaotra tompoko❤️

Fa misy inona loatra ary ity,😱😱😱
07/07/2026

Fa misy inona loatra ary ity,😱😱😱

Mba matory  hoa fa reraka eee🥱🥱🥱🥱🥱🥱
07/07/2026

Mba matory hoa fa reraka eee🥱🥱🥱🥱🥱🥱

Nataoko 3 fa ianareo no abonnés nandray anjara voalohany ato😘😘😘😘😘👉Mp aingana😃
07/07/2026

Nataoko 3 fa ianareo no abonnés nandray anjara voalohany ato😘😘😘😘😘
👉Mp aingana😃

06/07/2026

Taminareo nanala BEPC dia inona ny taranja hoe tena tsy andrinao mintsy izay atongavany?

Tena otrany te hiverina alana BEPC koa ah ka,..... Marina eeeee
06/07/2026

Tena otrany te hiverina alana BEPC koa ah ka,..... Marina eeeee

📍 Bus Foton miisa 84 no hapetraka hitondra maimaim-poana ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana BEPC sy BEP, manomboka rahampitso eto Antananarivo.

⭕ Hapetraka amin’ny zotra 21 eto an-drenivohitra, mankany amin’ny ivon-toeram-panadinana 20 (BEPC 15 sy BEP 5) izy ireo, ka ireo zotra efa mahazatra ihany no ampiasaina, tsy misy fanovana lalana vaovao.

✳️Fepetra:

* Entina ny « convocation »
* Mpianatra + mpanaraka 1
* Maimaim-poana ny tolotra
* Bus misy marika « EXAMENS »

Tena andeh hiverina anala BEPC indray ah ka🙆🙆🙆
06/07/2026

Tena andeh hiverina anala BEPC indray ah ka🙆🙆🙆

Samia ary manoratra izay puce ampiasainy ato  ny valin'ny kilalao akitsapaka Izay asiako coeur no mahazo azo azy☺️❤️  ❤️...
06/07/2026

Samia ary manoratra izay puce ampiasainy ato ny valin'ny kilalao akitsapaka
Izay asiako coeur no mahazo azo azy☺️❤️
❤️Demain ary❤️
👉Araho hatrany ary ny page fa eto no alefantsika
👉Izay manana airtel ihany koa
Olona 2 izany❤️❤️ndao ary e

Izay abonnés ihany ity an!

🌸Bonne journée daolyyiiii❤️❤️❤️☺️☺️☺️🌸
06/07/2026

🌸Bonne journée daolyyiiii❤️❤️❤️☺️☺️☺️🌸

🤔 Nahoana no tsy mahatoky tena ny olona sasany?Tsy teraka miaraka amin'ny tsy fahatokisan-tena isika. Matetika izy io di...
03/07/2026

🤔 Nahoana no tsy mahatoky tena ny olona sasany?

Tsy teraka miaraka amin'ny tsy fahatokisan-tena isika. Matetika izy io dia vokatry ny zavatra niainana sy ny fomba fijerintsika ny tenantsika.
👉Andeha hojerentsika ireo antony lehibe mahatonga izany sy ny fomba hanovana azy.

😔Tsikera azony fony izy mbola ankizy😔

Tsarovy fa ny fahazazana no fotoana anorenanan'ny olona ny fomba fijeriny an'ny tenany. Raha zaza iray no naheno teny manakiana sy manambany matetika, toy ny hoe: "Tsy mahay ianao", "Tsy misy hahavitanao an'io", na "Jereo i anona fa mahay noho ianao", dia mety hino tsikelikely izy fa marina izany,ary izay ihany koa no andraisany tenany.

Ny vokatr'izany dia rehefa lehibe izy, dia mety hatahotra hanao zavatra vaovao, tsy sahy haneho hevitra,na hihevitra foana fa tsy ampy fahaizana na tsy mendrika. Na dia manana talenta sy fahaiza-manao aza izy, dia mbola misalasala ny tenany satria efa lalina ao an-tsainy ireo teny ratsy renesiny momban'ny tenany.

Izany no maha-zava-dehibe ny teny lazaintsika amin'ny ankizy sy amin'ny olona manodidina antsika.
❤️Ny teny mampahery sy mankahery dia afaka manangana fahatokisan-tena,
😔fa ny teny manambany kosa dia mety hamela ratra ny hafa.

🙏❤️Ka andao ary mba teny mamy😘 sy mampahery👍 ny hafa no tenenintsika aminyfa tsy teny mandratra😔 sy manambany ny hafa no ho lazaina.
Mba ho ianao indray ilay angovo ilain'ny manodidina foana,....❤️👉Teny mamy 1 fotsiny avokanao dia efa zava-dehibe❤️❤️❤️

Address

Ampasampito, Meteo
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopi Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share