02/06/2026
💖 ho fotoana mamy ho an'i reny hatrany Rehefa mampinono ny harena Kely 🤱
🥺 Betsaka ireo reny miferinaina rehefa mampinono indrindra ireo future maman
😔-reraka bé ny soroka ,ny hatoka, lamosina,ny sandry ..fa tsy mipetraka mahintsy tsara rehefa mampinono 🤱
😔-tsy mahazo nono ny zaza fa tsy mety tsara ny fihazonana azy,,de Mila vaininy izy satria Nona🥺
‼️ Tampitra Hatreo zany‼️✨,ty ny vahaolana tena mety✨
🌺 Coussin d'allaitement 🤱
➡️ Fitaovana iray tena tsy afaka misaraka@ Reny mampinono 🤱
🌟 Mampahazo aina tsara ny Reny sy ny Zaza
🌟 Mahazo nono tsara ny zaza satria mahazo toerana Tsara
🌟 Tsy miferotraina intsony, fa ho fotoana mamy ny fampinonona ny Zaza
🌟 Conseil na Manokana iany koa ho anireo reny nodidina,miaro ilay fery tsy ho vodona rehefa mampinono 🤱
💖 Zany rehetra zany ny tombotsoa azo@ fampiasaina ny coussin d'allaitement 🤱
⭐ Qualité tena tsara a,
⭐ Déhoussable izy, Lavable iany kia
⭐ Coton Malefaka tsara ny lambany
☁️ Fibre polyester ny rembourrage ny
💰 Prix :50.000 Ar
📩 Inona tsony ary nendrasana fa Alefaso ny Commande E ,
☎️034-36-329-00
🏠 Boutique enligne chez Ckikÿ
# d'allaitement # le confort de bébé et maman # #