03/02/2026
Hello hello👋🏻 Tonga indray ny Sac En carton oo😍
Vaovao daholo mbola mifono sachet ny ao anatiny
Prix 250000Ar (15isa no ao anaty carton iray)
Carton efa misokatra (zany hoe azo jerena daholo ny ao anaty carton rehetra alohan’ny hividy)
Ho an’ny any amin’ny faritra , zay te hiara aminay dia andefasana sary ny ao anaty carton zay disponible aloha ianareo vao mandefa vola. ⚡️
Afaka tonga de miditra Mp avy hatrany
Aty Ankadikely raha hijery mivantana
Manao livraison, 🚚 Mandefa amin’´y faritra,
Tel / whatsapp ☎️0381691360