20/06/2026
🎉🎉 PROMOTION KILALAO MALAGASY 🇲🇬🇲🇬🇲🇬 🎉🎉
💥 25.000 Ar monja dia efa mahazo kilalao 11 pièces be izao!
👧👦 Amin’izao fotoanan’ny fialantsasatra izao, avelao hiala amin’ny écran ny ankizy fa hianatra hahandro sakafo sy hampivelatra ny fahaizany mamorona.
✅ Ao anatiny : 🍲 Vilany N°22 sy N°19
🍳 Lapoaly kely
🔥 Fatana kely
🍽️ Vilia 2
🥄 Sotrobe kely 2
🍴 Fourchette kely 1
💯 Vita amin’ny aluminium Malagasy, mafy, mateza ary tsara kalitao.
🎁 Fanomezana tonga lafatra ho an’ny zanakao amin’izao fialantsasatra izao!
⚠️ Voafetra ny stock, aza tara!
📦 Livraison disponible.
📞 Contact : 038 05 693 40
➡️ Alefaso dieny izao ny commande-nao fa tena mora be sady mahafinaritra ny ankizy eee! 😍🇲🇬🔥