Chez RovA

Chez RovA Chez RovA❤️
-Vente en gros et en détails-
Sur livraison Uniquement
5 000 Ar Tana Ville
Apartir de 7 000 Ar périphérique❤️

Ny Admin Mbola sahirana mitady izay entana mety aminareo any eh🥰
19/05/2026

Ny Admin Mbola sahirana mitady izay entana mety aminareo any eh🥰

IPHONE 7PRIX 310.000ARMODEL LL IOS 15.6.7MEMOIRE  32GBSIMPLE SIMICLOUD CLEAN EMPREINTE DIGITAL  OK LIVRAISON PLUS FRAIS ...
19/05/2026

IPHONE 7

PRIX 310.000AR

MODEL LL
IOS 15.6.7
MEMOIRE 32GB
SIMPLE SIM
ICLOUD CLEAN
EMPREINTE DIGITAL OK

LIVRAISON PLUS FRAIS
AFAKA MANDEFA ANY AM FARITRA IHANY KOA

Hello Hello🔔🔔Filazana mipoaka be 🩷Raha nihato Kely izahay tamin'ny fivarotana article sur commande (Teo aloha Teo) noho ...
08/05/2026

Hello Hello🔔🔔

Filazana mipoaka be 🩷

Raha nihato Kely izahay tamin'ny fivarotana article sur commande (Teo aloha Teo) noho ny Antony tsy azonay nanoharana🥹
🔔Dia miverina amin'izay izahay, misy articles maromaro sur commande ho proposer'nay mitsam anareo🫶🫶Hisy concept hafa koa😌

Araho tsy tapaka aza ny pejy fa Sady hisy fianarana crédit koa an😅😌Hehehe. Hisy jeux atolotray koa❤️‍🔥🥰😘🥰

Fa izany eo ihany fa ny nahafantaranareo ny Chez RovA toy ny Harona mafy toto, Fatana mitsitsy, téléphone Dia misy disponible foana 💯
📱 Téléphone manokana avokako tsikelikely eo ny misy aloha🥰🥰🥰🥰

SAMSUNG GALAXY A12PRIX:250 000ar RAM 3GB MEMOIRE 32GBSIMPLE SIMRESEAU 4GVERSION 12 APN 13MPX ,5MPX.SELFIEBATTERIE 5000mA...
08/05/2026

SAMSUNG GALAXY A12

PRIX:250 000ar

RAM 3GB
MEMOIRE 32GB
SIMPLE SIM
RESEAU 4G
VERSION 12
APN 13MPX ,5MPX.SELFIE
BATTERIE 5000mAh
ECRAN 6"
AVEC EMPREINTE DIGITAL

LIVRISON PLUS FRAIS
AFAKA MANDEFA ANY AM FARITRA IHANY KOA

MP SI INTERESSÉE

🔥🔥💯Ny tsara hatrany no hatolotra🔥💯📱💎Motorola G54 5G💎📱💫Original - Vrai motorola - Ecran Sans bordure - Mazaka LMCPRIX:400...
07/05/2026

🔥🔥💯Ny tsara hatrany no hatolotra🔥💯

📱💎Motorola G54 5G💎📱
💫Original - Vrai motorola - Ecran Sans bordure - Mazaka LMC

PRIX:400 000 Ar

✅ Model Double Puce ho anareo tia motorola sy mitady Double Puce
✅ Tena matanjaka ity Model ity - ary tena mafy - mety be ho anao somary mahery tanana
✅ Mazava sary be iany koa ary mety ho anao manao vente en Ligne - Live - TikTok
✅ Araraoty fa mandalo iany izy ity - somary kelikely ny stock tsika

🔧Caractéristiques :
* 4Go de RAM
* 128Go de STOCKAGE
* Processeur : Dimensity 7020
* ANDROID 13, 14
* Batterie : 5000mAh
* Taille d’écran : 6,5“ - Fréquence 120Hz
* CAMERA - Dorsale : 50Mp+2Mp
* CAMERA - Selfie : 16Mp
* Sécurité : empreinte digitale + Face iD
* Double SIM 4g 5g

LIVRAISON PLUS FRAIS
AFAKA MANDEFA ANY AM FARITRA IHANY KOA

Google pixel 6pro 5G original 🔥.prix:850 000 ArAndroid 16 CE🔥reseau 5G🔥ram 12Go🔥interne 128Go🔥apn full options(tena tsar...
29/04/2026

Google pixel 6pro 5G original 🔥.

prix:850 000 Ar

Android 16 CE🔥
reseau 5G🔥
ram 12Go🔥
interne 128Go🔥
apn full options(tena tsara)🔥🔥
batterie miaritra tsara💪🔥
empreinte digitale sous l écran ✓

LIVRAISON PLUS FRAIS
AFAKA MANDEFA ANY AM FARITRA IHANY KOA

18/04/2026

Lundi indray mandray commande an'ilay Épilateur ry girl isany fa Mbola nanao week end ny admin🤣❤️❤️

Bisous daholo🥰

Article N°1🫶❌❌Article Sur commande❌❌❌Vita hatreto n'y fampiasana rasoir🙈Ity no vahaolana Épilateur pour femme🥰mety amin'...
15/04/2026

Article N°1🫶
❌❌Article Sur commande❌❌❌
Vita hatreto n'y fampiasana rasoir🙈
Ity no vahaolana Épilateur pour femme🥰
mety amin'ny vatana rehetra akie ry neny ah🥱😆🥰

Sur Commande hatrany aloha ah🩵🩵
Prix : 25 000 Ar
Accompte 50% le reste au moment du livraison🩵🩵🥰🥰🥰

passez vos commandes🥰🥰

Hello Hello📢📢Tsy mijanona eo amin'ny resaka Harona mafy Toto sy fantana mitsitsy intsony i Chez Chez Rova atsy oatsy🥰🥰🥰H...
15/04/2026

Hello Hello📢📢
Tsy mijanona eo amin'ny resaka Harona mafy Toto sy fantana mitsitsy intsony i Chez Chez Rova atsy oatsy🥰🥰🥰

Hisy arrivages maromaro atolotra hoanareo🌷🫶
👉Hisy entana importé sur commande koa.

Araho tsy tapaka ara ny pejintsika.

Mandamindamina Kely izahay mivady Dia alefanay eto.

Câlin Dia bisous🫶🥰

22/03/2026

Hello ❤️
Point de vente'nay Anosizato Antsinanana an🥰🥰🥰❤️❤️
Apitan'ny FJKM Anosizato HEBRONA 😍🥰

Address

Online
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez RovA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share