Hi Solve Store

Hi Solve Store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hi Solve Store, Thrift & Consignment Store, Ambolokandrina, Antananarivo.

‎🔹Fampianarana tsotra hamahana olana "informatique" (bureautique, réseau, programmation, maintenance, multimédia).
‎🔹Toro-hevitra hanomezana fahalalana amin'ny fampiasana fitaovana "informatique".
‎🔹Varotra fitaovana ho an'ny tontolo "numérique".

18/02/2026

Iza no mandresy ?😂

Namoaka "format image" vaovao ny "microsoft", izay mitondra ny anarana hoe "WEBP".Hita ao @ ny "mise à jours windows 11 ...
02/02/2026

Namoaka "format image" vaovao ny "microsoft", izay mitondra ny anarana hoe "WEBP".
Hita ao @ ny "mise à jours windows 11 (build 26220)".
Ny hanatsarana ny qualité ny "fond d'ecran" no nanaovana azy.
Ny WEBP dia:
-maivana satria dia mihena any @ 34% noho ny lajan'ny "fichier JPEG" izy nefa mbola voatazona ny
"qualité " sary.
-manana "propriètés transparence" mitovy @ "PNG" ihany koa izy, ary afaka mahasolo ny "GIF".

Marihana moa fa miandry an'ny "mise à jours" goavana (24H2/25H2) izy ity
vao tena hohitan'ny rehetra mpampiasa windows 11

source: https://www.frandroid.com

01/02/2026

👨‍💻Ny SCRATCH dia "application" natao hanamboarana na hianarana"programmation informatique", "jeux simples", "historique intéractif", "animation", ...sns. Ny ankizy eny @ "primaire" na "collège" no tena sahaza azy.

Araho hatrany ny pejy Hi Solve Store fa hanome "video" hianarana " SCRATCH".

01/02/2026

👨‍💻‎Fanaovana an'ireny TABLE DES MATIÈRES ireny @ alalan'ny Microsoft Word.

‎Betsaka isika no mbola tsy mahay azy ity, nefa tena ilaina be indrindra ireo mpianatra manao boky.
‎Ao anatiny 1 minitra fotsiny dia ho hainao izy androany @ alalan'ity video kely ity.

‎Mazoto ary ee!

👨‍💻‎Fantatrao ve ny atao hoe VPN na "Virtual Private Network" ?‎‎Araka izany dia hiresaka "réseau" sy " internet" isika....
24/01/2026

👨‍💻‎Fantatrao ve ny atao hoe VPN na "Virtual Private Network" ?

‎Araka izany dia hiresaka "réseau" sy " internet" isika.

‎Maro no tsy mahalala an'io " vocabulaire informatique VPN" io nefa tena miasa sy mamaha olana betsaka io raha tontolo ny "internet" no resahina.

‎Ny VPN dia karazana lalana miafina sady voa-aro andehanan'ny "adresse IP" ny fitaovana nomerika ampiasanao sy mampifandray azy @ " serveur distant".

‎Ireto ny tombotsoa @ ankapobeany azo avy @ fampiasana VPN:
‎- Manafina ny "Adresse IP" rehefa mikirakira " internet".
‎-Ahafana manova ny toerana misy anao @ resaka "localisation en ligne".
‎-Manana "connexion" mivelatra kokoa fa tsy voateritery.
‎- Miaro ny "données " mba tsy hohitan'ny rehetra indrindra rehefa mampiasa "wifi Public".

‎Santionany @ VPN maro mpampiasa eran-tany:
‎-NordVPN
‎-ExpressVPN
‎-CyberGhost
‎-Surfshark
‎-Private Internet Access (PIA)
‎-Proton VPN – la référence en Suisse.

‎Tsara ny manana fahalalana kely fa izany no mitambatra no lasa fahalalana goavam-be.

17/01/2026

👨‍💻AZO ATAO TSARA NY MANAO
" ENREGISTREMENT AUTOMATIQUE" ny "projet Excel"-nao.

Ity "vidéo" ity mampianatra ny fanaovana azy.

17/01/2026

👨‍💻TRATRAN'NY " FICHIER ❌ CACHÉ " VE NY "CLE USB"-NAO?
IZANY HOE " LASA "RACCOURCI" FA TSY METY HITA NY "FICHIER" AO ANTATINY.

Ity video ity no vahaolana ny @ zany.

11/01/2026

DIOVY ISAM-BOLANA NY "FICHIER TEMPORAIRE" MBA HAMPISOSA NY "EX*****ON PROGRAMME"

‎[ USB 3.0 to HDMI ]‎Ity ny vahaolana tsara indrindra ho an'ny ordinateur tsy misy (port) sortie HDMI na misy fa tsy man...
09/01/2026

‎[ USB 3.0 to HDMI ]
‎Ity ny vahaolana tsara indrindra ho an'ny ordinateur tsy misy (port) sortie HDMI na misy fa tsy mandeha.
‎-État : 10 sur 10 après test complet.
‎-MP raha mahaliana anao.

‎Manao livraison na eto tana na any @ faritra.

09/01/2026

👨‍💻Fomba famatarana fa "Haut débit " na "Bas débit " ny connexion internet ampiasanao.

‎TANDREMO FA TSY HOE "PC SLIM"  DIA TSARA IZY IZAY.‎‎Nisy fotoana nalazana be ny "PC portable SLIM" , izany hoe rehefa h...
02/01/2026

‎TANDREMO FA TSY HOE "PC SLIM" DIA TSARA IZY IZAY.

‎Nisy fotoana nalazana be ny "PC portable SLIM" , izany hoe rehefa hividy PC ny olona iray dia matetika manotany fona izy oe "SLIM" ve? Si oui, mety izay😊
‎Noho izany dia nampiasa an'io "terme" io ny mpanao buissnes mba hisarihana mpanjifa maro.

‎⚠️TANDREMO FA METY DISO FANANTENANA @ IZANY IANAO RY MPANJIFA ! satria

‎Ny "PC slim" dia mora mi-chauffe, tsy maharitra ny tanjany (2 taona raha ela indrindra dia misy matériel reraka), efa "presque soudé" ny matériel ao anatiny ka sarotra ny mitady matériel hanoloana azy raha simba.

‎Toro-hevitra:
‎Raha resaka internet sy bureautique simple ary "mobilité" dia mety @ nao ny "PC SLIM" fa raha Jeux, montage video, ordinateur long terme... dia aza miditra @ "PC SLIM" fa ho sahirana eo😊

‎📍 FANAMARIHANA :
‎Raha vrai MAC kosa anefa ny PC nao dia na SLIM aza izy dia manana ny tanjany manokana sady maharitra satria hafa mihintsy ny conception-zareo.

‎Tsara ny manana fahalalana na dia kely fotsiny aza fa iny no mitambatra no tonga fahalalana goavam-be.

‎Mirary ny soa sy ny tsara ho anao.


Bonne année 2026
01/01/2026

Bonne année 2026

Address

Ambolokandrina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hi Solve Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share