MANOU OCCAZ

MANOU OCCAZ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MANOU OCCAZ, Shopping & retail, ANDRANOMENA, Antananarivo.

amidy70.000ar
28/09/2025

amidy
70.000ar

21/09/2025

Fantatrao ve ny tsy mampitovy ny teny hoe "Samy hafa" sy ny "Samihafa"?🤗 Tsy mitovy ireo mantsy ary samy manana ny heviny.

➡️Ny hoe "Samy Hafa" dia midika hoe "Tsy mitovy". Ohatra hoe : Samy hafa ny lokon'ny kiraronao havia sy havanana.

➡️Ary ny "Samihafa" indray dia hoe "Isan-kazarany". Ohatra hoe : Manana kiraro samihafa izy.

▶️Izay ny iray, fa ny tsy mampitovy azy koa dia ilay "Samy hafa" dia matetika eny am-piandohan'ny fehezan-teny no mipetraka, ary ilay "Samihafa" dia matetika any anaty fehezan-teny na amin'ny farany no anaovana azy.

🔴Mila hay ny manavaka azy io mba tsy diso isika rehefa manoratra, indrindra rehefa ilay maika anoratra iny dia lasa "Samihafa" foana no soratana nefa samy manana ny heviny ireo teny roa ireo‼️

30/08/2025

Maty sahady n.bol

Lit cabane amidyPoussette
29/08/2025

Lit cabane amidy
Poussette

🌻VENDU🌻Poussette kelyrobuste,pliableface route,mamanrotation 360Prix:250.000ar
29/08/2025

🌻VENDU🌻
Poussette kely
robuste,pliable
face route,maman
rotation 360
Prix:250.000ar

Address

ANDRANOMENA
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MANOU OCCAZ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share