Studio Textile

Studio Textile « Raha mbola hisy koa ny farany dia tsy ho foana ny fanantenako »

Oiooo ndeh hianatra izahay ☺️☺️Efa vonona izahay amin'ny lamba tablier an... tongava maro manjifa.Couleurs dispo : - ble...
15/07/2026

Oiooo ndeh hianatra izahay ☺️☺️
Efa vonona izahay amin'ny lamba tablier an... tongava maro manjifa.
Couleurs dispo :
- bleu marine
- jaune poussin
- rose bonbon
- beige
- grenat
- bordeaux
- marron
- bleu ciel
- vert d'eau
- bleu roi
- etc...
Afaka miantso AVY hatrany ny 034 48 870 41 dia manatitra koa zahay ;)

Toerana : Ambodin'isotry

❣️Iza Ary moa Ilay nitady an'ireto ?❣️fibrane Ilay resaka
01/07/2026

❣️Iza Ary moa Ilay nitady an'ireto ?❣️
fibrane Ilay resaka

Lycra fleuri MBA teneno amin'ny commentaire hoe Iza nareo no mitady lycra ? Uni sa misy motif no tinareo ?
19/06/2026

Lycra fleuri

MBA teneno amin'ny commentaire hoe Iza nareo no mitady lycra ? Uni sa misy motif no tinareo ?

Faly miarahaba ny mpanaraka ny pejy daholo 🥰Ireto indray ny lin fibrane tsara tarehy ho an'izay mila ..🥰🥰Largeur 1,50m M...
16/06/2026

Faly miarahaba ny mpanaraka ny pejy daholo 🥰
Ireto indray ny lin fibrane tsara tarehy ho an'izay mila ..🥰🥰

Largeur 1,50m

Misy blanc uni Ilay lin

Iza no mitady o ?? 🩷🩷manatona ihany ny 26 Juin Misy polycotton / misy cotton
08/06/2026

Iza no mitady o ?? 🩷🩷
manatona ihany ny 26 Juin

Misy polycotton / misy cotton

Coucou Daholo o, ndao atomboka amin'ito loko mahafinaritra be ito indray aloha ny semaine antsika e... lin fibrane Ilay ...
08/06/2026

Coucou Daholo o, ndao atomboka amin'ito loko mahafinaritra be ito indray aloha ny semaine antsika e... lin fibrane Ilay Raha... 😍😍

Mba tinareo ihany ve Ilay look eto ? 🥰😉 ohatran'ny Mbola tsy nahita lin fibrane atao akanjo mihaja be otran'io manko zahay 🤔🤔

Anio izahay dia faly miarahaba ireo reny rehetra manerana izao tontolo izao indrindra fa ianareo reny malagasy rehetra.....
31/05/2026

Anio izahay dia faly miarahaba ireo reny rehetra manerana izao tontolo izao indrindra fa ianareo reny malagasy rehetra... 🥰
❤️❤️ Mirary ny soa rehetra Ary samy ho tahian'Andriamanitra avokoa !! ❤️❤️

Oh leretsy a, zany hatsarana krika imprimé e... Ho anareo any amin'ny province any Zao mety tsara amin'ity couleur ity.....
27/05/2026

Oh leretsy a, zany hatsarana krika imprimé e...
Ho anareo any amin'ny province any Zao mety tsara amin'ity couleur ity... na koa ianareo izay hamonjy famadihana eeee.. 50m io ihany dia lany io.. tsy misy intsony. 😍😍

Ambodin'isotry no misy anay

26/05/2026

Faly miarahaba antsika rehetra eee
Mba lasa saina ihany hoe tena tsy mba misy rideau ilay trano nefa tena mivoaka be ny endriny. Mba nanao ahoana re Zao io Raha asiana Ilay rideau plein jour ireny e.... ?? 🤔🤔

Aty amintsika aloha Mbola tena ilaina ny rideau fa be dia be no hitsikilo ny tranonao a...

Ka ho anao izay mitady plein jour, na rideau semi lourd... dia tongava manjifa izany ato aminay 🥰

Faly be izahay mampandre anareo fa efa tafaverina indray ny stock amin'ity lamba manja be ity... Cotton rayure bleu ciel...
19/05/2026

Faly be izahay mampandre anareo fa efa tafaverina indray ny stock amin'ity lamba manja be ity... Cotton rayure bleu ciel.

Raha hitady vola amin'ny Andro fety dia araraoty ny disponibilité-ny stock amin'izao 🤗❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Studio Textile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category