Manja Store

Manja Store ✨ *MANJA STORE* ✨
Accessoires tendance, bijoux fantaisie et petits trésors pour sublimer votre look.

Qualité, originalité et prix accessibles.
📍 Livraison rapide à Madagascar Tel: 0387057286

✔NIKE 💗⚽   kalitao tsara 🔥✔️ Maivana tsara nefa mafy an📦 Manao livraison manerana an’i Madagasikara🥰📩 Alefaso MP ary ny ...
05/03/2026

✔NIKE 💗
⚽ kalitao tsara 🔥
✔️ Maivana tsara nefa mafy an

📦 Manao livraison manerana an’i Madagasikara🥰
📩 Alefaso MP ary ny commande ee
contact: 0387057286😉

⚽Godasse tsara be daholo🥰Made in vietnamPrix:  45.000ar 😚🛵 livraison partout Madagascar💗0387057286💬
03/03/2026

⚽Godasse tsara be daholo🥰
Made in vietnam
Prix: 45.000ar 😚

🛵 livraison partout Madagascar💗
0387057286💬

Hello🌸Sac a main manjakely🥰Couleur disponible : beige sy fotsy✨MP aingana sao taraiky😉Livraison manerana an'i Madagasika...
20/09/2025

Hello🌸
Sac a main manjakely🥰
Couleur disponible : beige sy fotsy✨
MP aingana sao taraiky😉
Livraison manerana an'i Madagasikara🇲🇬

🌸Ny zavatra rehetra lehibe dia manomboka amin’ny finoana kely ao am-po💗. Raha tsy mino ny tenanao ianao, iza no hanombok...
12/08/2025

🌸Ny zavatra rehetra lehibe dia manomboka amin’ny finoana kely ao am-po💗. Raha tsy mino ny tenanao ianao, iza no hanomboka hino anao? 🫶
Mety hisy sakana, mety hisy olona tsy hino fa ho vitanao, fa ianao no mahalala ny hery ao anatinao.💪🏻
Tsy mila miandry fotoana tonga lafatra ianao — manomboka amin’ny izao fotoana izao. Kely ny dingana, fa lehibe ny vokatra rehefa ataonao isan’andro.🎁🎉

💬 Aza kivy rehefa tsy tonga haingana ny valiny. Ny zava-dehibe dia ny faharetana sy ny finoana tsy miala ao am-ponao. Tsarovy: rehefa mitohy ny ezaka, dia tsy maintsy ho tonga ny vokatra.

💖 Manomboka izao, miteny aminao hoe : “Afaka aho, ho vitako izany.”

Hello🌸🚚Rapitso ny livraison antsika ann💗🙏 Misaotra indrindra tamin’ny fahatokisana sy ny fitiavana! 🎉🔥 Ilay Mini Brosse ...
11/08/2025

Hello🌸
🚚Rapitso ny livraison antsika ann💗
🙏 Misaotra indrindra tamin’ny fahatokisana sy ny fitiavana! 🎉
🔥 Ilay Mini Brosse miaraka amin'ny Miroir dia LANY TANTERAKA! 🥰

💌 Araho akaiky ny pejy fa tsy ho ela dia ho avy indray ny arrivage tsika 😘.

06/08/2025

Hello🌸
🥰Mankasitraka indrindra anareo rehetra izay manaraka ny pejy 🥰🙏
✨ Ho mariky ny fankasitrahana sy hanombohana ity fiarahana vaovao ity, dia hisy kilalao manokana ho antsika tsy ho ela 🎉✨

🤩Aza hadino ny manaraka hatrany ny pejy fa hisy loka miavaka miandry anareo!💎🎁🎉

Hello🌸✨ NOUVEAUTÉ DISPONIBLE ✨Adoptez cette jolie brosse miroir trop mignonne 🐻💖  Idéale pour vos retouches beauté parto...
05/08/2025

Hello🌸

✨ NOUVEAUTÉ DISPONIBLE ✨
Adoptez cette jolie brosse miroir trop mignonne 🐻💖
Idéale pour vos retouches beauté partout !
Compacte, douce, pratique et irrésistible 💅
📩 Commandez maintenant en message privé
Livraison disponible 🚚

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manja Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share