15/12/2025
FISEHON'NY SINUSITE
🚫Marary andoha lava
🚫Tsentsina ny orona, tsy afa miaina tsara
🚫Manisin-delo matetika
🚫mavomavo be ny lelo ary tsy mety afaka sery mihintsy
🚩marary ny anaty orona refa tratran'ny rivotra mitsoka
🚩mavesatra eo ambany maso sy ny handrina
🚩mamay oditra sy manavy
🚩misy fofona maimbo ny orona..mety tsy hiaraka hiseo ireo rehetra reo fa ra mis fambara 2 na 3 amireo eo aminao dia manambara sinusite zay
Natao ho anao tratrin'ny sinusite na efa grave ary ity Fanafody sinusite ity😊 mahafaka azy tanteraka
♻Fanafody sinusite :
♻Fanafody nify:
😊manao livraison sy mandefa amin'ny faritra