Bike Rass

Bike Rass 🛵Vente MOTO toutes marques🏍️
✖️✖️Gros et détails ✖️✖️
☎️ 0345819176
☎️ 0386684265

29/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Razafiarison Dieu Donné, Manambitsoa Rija 🙏

🚨🚨🚨SOS aparitao tompoko aoka re isika ifandrombaka fa tena mijaly sy fahorina no mahazo ny tompony magasin izay very mot...
26/09/2025

🚨🚨🚨SOS aparitao tompoko aoka re isika ifandrombaka fa tena mijaly sy fahorina no mahazo ny tompony magasin izay very moto 700 isa , ny mividy halatra dia mitovy aminy mpangalatra ihany, ampandreneso ny manapahefana akaiky anao raha sendra misy mivarotra moto mora tsy misy taratasy mazava hitanao🙏🙏

20/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ginot Endrique, Boubou Alain, Yojo Joy Derańfy, Henri ɞɞ, Ravelisoa Lario, Ny Hatsarana Adrien, Tolotra N'y Aina, Antsa Fitia, Abdallah Ben Hassim

Tsy mitsahatra manome vaovao ho anareo izahay 😱😱Efa légaliser lesy le TAXI MOTO 🏍🎉🎉Omenay anareo ilay tena raitra 💥🔥🔥🔥🔥R...
10/09/2025

Tsy mitsahatra manome vaovao ho anareo izahay 😱😱
Efa légaliser lesy le TAXI MOTO 🏍🎉🎉
Omenay anareo ilay tena raitra 💥🔥🔥
🔥🔥RACING KING🔥🔥
👉Tsotra
👉ABS
Tena confort , mety tsara ho anireo te hitrandraka ity asa Taxi moto ity 😁
Moto velona tsara tsy anananao ahiahy mihintsy no entinao miala ato aminay😁
mbola homenay
👉Essence hitondranao azy mody
👉 hataonay lavage haute pression gratuit
👉Ary hiantohanay ny fikarakarana ny permis de conduire catégorie A
🚨🚨10 sisa no dispo ato ry zalahy an😁
Mp maka ny anjaranao
mandefa any aminy faritra rehetra eto Madagascar.
contact☎
☎0386684265
☎0345819176

Aza adino fa mbola tsy tapitra akory ny tolotra mividy MOTO Ray ato aminay ianao dia hiantohanay ny fikarakarana ny perm...
09/09/2025

Aza adino fa mbola tsy tapitra akory ny tolotra mividy MOTO Ray ato aminay ianao dia hiantohanay ny fikarakarana ny permis de conduire catégorie A anao😄😄😄
Ary ny fanjifanao ato aminay mandrapatongany sabotsy izao dia ny mety hisitrahanao ny tolotra facilité de paiement ao arina kely ao😁😁😌
Miandry anareo ary izahay e😜
☎0386684265
☎0345819176

🚨🚨FAMPITANDREMANA HO ANY REHETRA🚫 Eto aminy pejy bike rass irery ihany no misy ity tolotra mividy MOTO  Ray dia hiantoha...
09/09/2025

🚨🚨FAMPITANDREMANA HO ANY REHETRA
🚫 Eto aminy pejy bike rass irery ihany no misy ity tolotra mividy MOTO Ray dia hiantohana ny fikarakarana ny permis de conduire catégorie A
Efa misy mpisoloky any aminy Facebook any ka mampitandrina ny rehetra izahay sao ho voafitaka any ianareo
ireto ihany ny laharana ampiasainay
☎0345819176
☎0386684265
🚫Raha misy tranga mampiahiahy dia aoka ampandre ny mpitandro filaminana avy hatrany ianareo tompoko na andefa capture ao aminy page
CIRGN Antananarivo

Vaovao mafana be😱💣💣 Ho anareo nanjifa sy mbola hanjifa 👉Moto ray= permis de conduire A ho aminy ity semaine ity🗒️dia ho ...
07/09/2025

Vaovao mafana be😱💣💣 Ho anareo nanjifa sy mbola hanjifa
👉Moto ray= permis de conduire A ho aminy ity semaine ity🗒️
dia ho ampidirinay ao anatiny ireo lyste voalohany mety hisitraka ny facilité de paiement tsy mandalo banque ao arina kely ao😍😍😍
Eny oa ity semaine ity ihany😄😄
izay 300 mahazo aloha ihany koa anefa an 😅😄😄
☎0345819176
☎0386684265
🚨❌❌❌TSY.MANAO.CORRUPTION.Zandarimaria.nasionaly.CIRGN.Antananarivo

06/09/2025

Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉
Mes publications ont obtenu plus de 200 réactions la semaine dernière.

Eny hiaraha mahita ny kolikoly misy eto aminy firenena😰😭Isika rehetra dia samy mahalala fa ny 90% ny mpampiasa kodiarand...
04/09/2025

Eny hiaraha mahita ny kolikoly misy eto aminy firenena😰😭
Isika rehetra dia samy mahalala fa ny 90% ny mpampiasa kodiarandroa miotra ny 90cc dia anisany manome vahana anio kolikoly io😱😭
Eny aiko ny ao antsainao🤔
Maro be ny manome tsiny , fa vitsy kosa ireo mahalala fa alohany anomezana tsiny na anitsina olona hiray dia manomeza aloha vahaolana😄
Fototra anankiray anisany hijoroanay ny anomezana fahafahampo ho any mpampiasa kodiarandroa 🏍🏍
Fa indrindra ny anafoanana ny kolikoly ❌🤑❌
izay indrindra no antony ngeza indrindra nijoroanay mba hidirany rehetra ao anatiny mangarahara lavitrin'ny kolikoly💪
Efa dingana lehibe ity nataonay ity ka manentana ny isambatanolona izay mampiasa ny kodiarandroa hiditra amizany sehatra izany😄😄 ,
Fantaro ary fa isakin'ny mividy MOTO ato aminay ianao dia hiantohanay ny fikarakarana ny permis de conduire catégorie A anao 😄
Eny hoa tsy nofinofy izany😁😄😄
Efa eto izahay anome ny tsara indrindra ho anao na efa mahay na mbola vao hianatra dia vonona hanome fahafahampo ho anao izahay🎷😄
manana safidy ianao ato aminay na
👉hianatra en ligne (code)
NB: conduite obligatoire sur terrain
👉hianatra cours normal
🚨🚨Tsara foana ny manamarika fa miara miasa aminy Auto école izahay ary manaraka ireo fepetra rehetra apetraka eto aminy tany sy ny firenena ny mba hisitrahan-tsika rehetra izany permis de conduire izany 😄
ka inona intsony ara no endrasana fa andeha isika rehetra hiaraka amongotra ny kolikoly hidirana ao aminy sehatra aradalana 😄😄😄
contact☎☎
☎0345819176
☎0386684265

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ndrianja Rakotondrabe Andrianaharijaona, Andry Rakotonirainy, Tahiry Sambatra,...
03/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ndrianja Rakotondrabe Andrianaharijaona, Andry Rakotonirainy, Tahiry Sambatra, Andry Andriatsiory, Dann Nat Rafalimanana, Rihcotah Todisoa, Tafuita Andria Ny Ain'ss, Jack Brayan, Rija Junior Rabariharison, Landry Rajary, Ginot Ricky Andriantsoa, Fabrice Andrianirina, Mahonintsoa Randria, Randrianarison Nicolas, Mickael Fitiavana, Andry Mampitsiky Mc, Ily Andrianaritiana, Sera Sera, Jämal Elie, ツMA MYツ, Öø Nekena Øö, Tafitasoa Raphael, Ced Rìčk, Rakotoarimanana Toussaint, Tah Hiana, Freddi Minni, Roger Rgmn, Varotra Atokisana, Randrianatenaina Theogene, Bi KE, Benjamin Tsimarofy, Michel Uriel, Edwin Joy, Njaka Tiana, Ferdy Dina, Keÿnne AN-jõ, Lh Djessie, MiaroAntenaina YoMa, Diamondra Malala, Nambinintsoa Olivier, Jr Rinah Randrianantenaina, Ra Voh

Aza adino fa mbola mitohy ny LIQUIDATION maka 5 de mahazo prix de gros 😄😄Mandefa any aminy faritra rehetra eto Madagasca...
01/09/2025

Aza adino fa mbola mitohy ny LIQUIDATION maka 5 de mahazo prix de gros 😄😄
Mandefa any aminy faritra rehetra eto Madagascar
sary.nindraminaDRYCSAWW

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bike Rass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share