06/05/2025
🚨 Efa mangatsiaka ny andro 🥶, ividiano suédine madame ry monsieurs isany fa tsy vitan'ny hoe "ao hafanaiko 🥵"
Efa natao mora be daholo, PROMOTION ririnina 😍🥰
Prix efa mipetaka amin'ny sary!!
Mandefasa raha hicommande ary!! 📨
Manao livraison Tana sy any @ faritra 🚚