23/06/2026
Salama ve Rasoa
Vaovaonareo ao ankoatran'ny andro mangatsiaka ee
Manana déco kely vitsivitsy disponible de suite izahay ato raha misy tsy mahandry ilay sur commande (ny cerise no somary ela) 🍒 ❤🌸🍓🎀
Mandray commande hatrany izahay, na maka en gros na en détail dia ataonay tsara kely foana
Zay fa mirarisoa èee, bisous 😘