Chez Tatie

Chez Tatie Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Tatie, Shopping & retail, Ambohipo, Antananarivo.

Tonga indray agnay e🤩 🐯🐮🐸🦄🐝🐯🐼🐦🦕 GRENOUILLÈRE ADULTE 🦖🐞🦄🐅🦓🐆🦒🦮🦩Vitsivitsy fa réserveo aingana izay mety aminao. Manao livr...
07/06/2026

Tonga indray agnay e🤩
🐯🐮🐸🦄🐝🐯🐼🐦🦕 GRENOUILLÈRE ADULTE 🦖🐞🦄🐅🦓🐆🦒🦮🦩
Vitsivitsy fa réserveo aingana izay mety aminao.
Manao livraison izahay annn🚴
☎ 0344206610 ☎

Coucou daholo ny mpanaraka ny pejy😍Efa ho avy zao ny fetin'ny reny🥰 Ato  Tatie misy karazana montre afaka atao cadeaux 🥰...
06/05/2026

Coucou daholo ny mpanaraka ny pejy😍Efa ho avy zao ny fetin'ny reny🥰 Ato Tatie misy karazana montre afaka atao cadeaux 🥰🥰 Afaka miditra Mp raha misy mahaliana anao🤩
Manao livraison izahay 🚴 fa afaka récupérena ihany koa 🤗

☎️0344206610☎️

Arrivage manaraka ô🥳❌POKETRA, PORTE FEUILLE ❌Alefaso ary ny commande Manao livraison izahay 🚴 fa afaka récupérena ihany ...
17/04/2026

Arrivage manaraka ô🥳
❌POKETRA, PORTE FEUILLE ❌
Alefaso ary ny commande
Manao livraison izahay 🚴 fa afaka récupérena ihany koa.
☎️ 0344206610 ☎️

Arrivage pull femme indray ary e🥰Manao livraison fa afaka récupérena ihany koa🤗☎ 0344206610 ☎
09/04/2026

Arrivage pull femme indray ary e🥰
Manao livraison fa afaka récupérena ihany koa🤗
☎ 0344206610 ☎

Coucou les  filles 🥰Ireto indray ny arrivagen-tsika manaraka ''wedleg''👖Aza tara ary fa vitsivitsy izy ato annn😍Misoratr...
01/04/2026

Coucou les filles 🥰
Ireto indray ny arrivagen-tsika manaraka ''wedleg''👖
Aza tara ary fa vitsivitsy izy ato annn😍
Misoratra ao amin'ny commentaire hoe efa lafo na mbola tsy lafo annn😃
Manao livraison izahay fa afaka récupérena ihany koa🤗

☎ 0344206610☎

⏰Montre décoratif⏰👉Mety tsara atao ao amin'ny salon, bureau, chambre,...👉 Mety atao cadeau ihany koa🎁👉25000ar daholo🤩Man...
23/03/2026

⏰Montre décoratif⏰
👉Mety tsara atao ao amin'ny salon, bureau, chambre,...
👉 Mety atao cadeau ihany koa🎁
👉25000ar daholo🤩

Manasa anao ary hiditra Mp📨
Manao livraison ihany koa izahay annn🚴
☎️ 0344206610 ☎️

❌ PEIGNOIR ET PYJAMA ENFANTS ❌ Tsy asian-tsika bla bla bla intsony fa tonga dia midira Mp manao réservation raha misy ti...
23/03/2026

❌ PEIGNOIR ET PYJAMA ENFANTS ❌
Tsy asian-tsika bla bla bla intsony fa tonga dia midira Mp manao réservation raha misy tianareo😍🥰

Manao livraison izahay annnn 🚴
☎️ 0344206610 ☎️

❌ARRIVAGE PYJAMA POLAIRE ENFANT ET PEIGNOIR ENFANT ❌👉Mora nefa tsara👈Efa ho avy izao ny ririnina Alefaso ary ny commande...
21/03/2026

❌ARRIVAGE PYJAMA POLAIRE ENFANT ET PEIGNOIR ENFANT ❌
👉Mora nefa tsara👈
Efa ho avy izao ny ririnina
Alefaso ary ny commande 🤗
Manao livraison izahay annnn 🚴
☎️ 0344206610 ☎️

Ndao mba asiantsika kilalao kely😁Firy ny olona hitanao tsy manao satroka eo?💂🧕👲👳Tena mandeha ny satroka bà sy casquette ...
19/03/2026

Ndao mba asiantsika kilalao kely😁
Firy ny olona hitanao tsy manao satroka eo?💂🧕👲👳

Tena mandeha ny satroka bà sy casquette raha any amin'ity toerana ity no mivarotra an😂😂😂

Mbola pyjama an'ankizy ihany🥰
17/03/2026

Mbola pyjama an'ankizy ihany🥰

Address

Ambohipo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Tatie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share