Ma CaPris

Ma CaPris Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma CaPris, Shopping & retail, Manarintsoa Est, Antananarivo.

Reto mamans kapan ankizy mafatifaty an, mirary hatrany😍Efa ireo ny pointure sy couleurs misyMp ary o
11/11/2025

Reto mamans kapan ankizy mafatifaty an, mirary hatrany😍
Efa ireo ny pointure sy couleurs misy
Mp ary o

Coucou les mamans😊Ireto kapa2 maivana afaka anoloana lay talon avo rehefa reraky ny fety an😍Prix mirary fa mp aingana o
07/11/2025

Coucou les mamans😊
Ireto kapa2 maivana afaka anoloana lay talon avo rehefa reraky ny fety an😍

Prix mirary fa mp aingana o

Salama daholo😊Ireto misy idée laoka ho antsika izay sahirana mieritreritra laoka ry maman a😍Mirary herinandro finaritra ...
03/11/2025

Salama daholo😊
Ireto misy idée laoka ho antsika izay sahirana mieritreritra laoka ry maman a😍

Mirary herinandro finaritra feno fahasoavan A/tra ho antsika rehetra💗

Cartable manjakelyMp izay liana tompoko
23/07/2025

Cartable manjakely
Mp izay liana tompoko

Efa fotoanany zao an...😊Ho anao izay mitady malabary kely dia indreto misy karazany maro.Mp ary izay liana o, manome pri...
16/05/2025

Efa fotoanany zao an...😊
Ho anao izay mitady malabary kely dia indreto misy karazany maro.
Mp ary izay liana o, manome prix de gros ihany koa ho an zay mbola hivarotra

Address

Manarintsoa Est
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma CaPris posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share