21/07/2025
Torohevitra kely 🤗
Ny fanasana ny jean avy ao anatiny dia manampy amin'ny fitazomana azy ho toy ny vaovao lalandava 🩵
⛔ tsy sasana amin'ny rano mafana na mangatsika ary ny andro 🙅🏼♀️
⛔ avela ho maina amin'ny rivotra fa tsy amin'ny masoandro
Abonnéo ny page 🤗