By Isaia

By Isaia 🛍Vente en gros et en détail d'articles tendance.

Retour mamy kely 😍❤Mankasitraka anareo client foana amin'ny fahatokisana 🙏😊
16/07/2026

Retour mamy kely 😍❤
Mankasitraka anareo client foana amin'ny fahatokisana 🙏😊

‼️Ireto indray ny sandale plateforme oh‼️Mafatifaty be ity modèle ity 😍👡 Pointure : 36 à 40 (Chausse petit, raha 35 ny p...
13/07/2026

‼️Ireto indray ny sandale plateforme oh‼️

Mafatifaty be ity modèle ity 😍

👡 Pointure : 36 à 40 (Chausse petit, raha 35 ny pointurenao dia atonona tsara ny 36)

🎨 Couleurs : Beige, Blanc ary Noir (Selon pointure)

Prix : 24 000 Ar💰

⚠️ Tena vitsy kely ny stock amin'ity modèle ity, koa aza tara manao commande !

☎️ 033 63 258 29 / 033 80 633 32 / 034 62 597 16

❌2 sisa no disponible❌👉Beige pointure 37👉 Blanc pointure 38📩Jp pointure +lieu et contact en mp izay haka
12/07/2026

❌2 sisa no disponible❌
👉Beige pointure 37
👉 Blanc pointure 38

📩Jp pointure +lieu et contact en mp izay haka

Retour client ❤️Misaotra ry reto tamin'ny fahatokisana ah☺. Tena hoe faly izahay rehefa afa-po ianareo.🤗Ho anareo izay t...
09/07/2026

Retour client ❤️

Misaotra ry reto tamin'ny fahatokisana ah☺.
Tena hoe faly izahay rehefa afa-po ianareo.🤗

Ho anareo izay te hicommande dia aza misalasala miditra mp 📩

☎️Contact azahoana anay raha tonga dia hiantso : 033 63 258 29 / 033 80 633 32 / 034 62 597 16

🥰Arrivage sandale à talon à chaine🥰Kay oa izany hamanjana be😍🌸 Semelle douce et ultra confortable👠 Talon  3,5 cm ✅ Chaus...
06/07/2026

🥰Arrivage sandale à talon à chaine🥰

Kay oa izany hamanjana be😍

🌸 Semelle douce et ultra confortable
👠 Talon 3,5 cm
✅ Chaussé normal

Pointures : 36 à 40
🎨 Couleurs : Rose poudré • Noir • Blanc • Beige

💰 Prix : 28 000 Ar seulement

🚚 Livraison partout.

📞 033 63 258 29 / 033 80 633 32 / 034 62 597 16

03/07/2026

Coucou ❤️

😍 Manomana arrivage tena manja be ho anareo izahay! Koa araho hatrany ary ny page sao tara.✨

Fa ireto amin'ny commentaire ireto aloha misy article vitsivitsy mbola disponible 👀👇

❤Sandale plate, plateforme, talon, botte fillette, lotion...

💰 Prix : de 12 000 Ar à seulement 35 000 Ar.

🏃‍♀️ Premier arrivé, premier servi !

✨ Tena efficace be ity lotion vitamine C ity !👉Manala ny faritra mainty amin'ny vatana (fe, elika, elakelam-pe...) sady ...
01/07/2026

✨ Tena efficace be ity lotion vitamine C ity !

👉Manala ny faritra mainty amin'ny vatana (fe, elika, elakelam-pe...) sady manalefaka sy manamandina hoditra😍

⚠️ 2 pièces sisa no disponible
Premier arrivé, premier servi‼️

💰Prix : 12 000 Ar

Alefaso ny jp hoan'izay hilivrena rapitso😊

😍 Tena WAOUH be kosa aloha ireto sandale plateforme ireto e😍📍Pointures sisa misy : ✔ Noir : 37 ✔ Argenté : 36, 37, 39 ✔ ...
30/06/2026

😍 Tena WAOUH be kosa aloha ireto sandale plateforme ireto e😍

📍Pointures sisa misy : ✔ Noir : 37 ✔ Argenté : 36, 37, 39 ✔ Doré : 39

💖 Samy manja be daholo ny couleur, ka safidio izay mety aminao.

💸 20 000 Ar monja

📩 Pour commander : JP + pointure + couleur + lieu + contact en PV.

📞 Contact : 034 62 597 16 / 033 80 633 32

29/06/2026

Tena miala tsiny indrindra hoan'ireo livraison tsy tratra androany 🙏
Aleo fa ezahana tsy maintsy vitaina rapitso daholo👌

29/06/2026

Feno ny livraison atsika androany ry zareo an 😊 Tonga dia alefaso ny jp hoan'izay hilivrena rapitso indray

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Isaia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share