Kadu Mode

Kadu Mode Vente en detail et sur commande
Passer vos commande et envoyer votre articles personalisé

❤Porter avec vos passion❤

Conditions générales de vente:👉🏻2 à 5jours eo ny I-livrenay ny commande-nao satria miakina amin'ilay modele ataonao no a...
17/12/2024

Conditions générales de vente:

👉🏻2 à 5jours eo ny I-livrenay ny commande-nao satria miakina amin'ilay modele ataonao no avitana azy☺

👉🏻livraison à partir 3.000ar

👉🏻HO AN'NY PROVINCE
alefa taxi brousse ilay izy frais 3.000ar fa ny frais bus tsy anjaranay fa adefasanay detail amin'ny fandefasana azy ilay mpanjifa

Fa kosa mila alefa mialoha amin'ny Mvola aminay ny vidin'ilay article izay izahay vao afaka madefa ny entana.

Mvola: 034 48 391 63 ( Onjatiana )

👉🏻raha tsy maka anilay entana indray ilay mpanjifa de obligatoire ny fandoavana frais de livraison sy fidin-damba.

👉🏻Echange possible raha toa ka misy defaut de fabrication na article non conforme à la commande, azo atao nefa 1jous apres la livraison no fanaovana echange fa ny aorina anizay tsy afaka mandray intsony izahay

❌Tsy afaka manao echange amin'ny defaut de taille izahay

👉🏻Tsy miantoka frais de l'echange nefa izahay

👉🏻afaka madefa commande personaliser koa anefa ianao fa tsy voatery izay itanao ao amin'ny page ihany anefa☺

"Porter avec vos passion"❤

Heyyy!!Voici nos articles sur commande🥰 pour preparer Noël🎄☃N'hesiteer pas d'envoyer une message pour passer vos command...
14/12/2024

Heyyy!!
Voici nos articles sur commande🥰 pour preparer Noël🎄☃
N'hesiteer pas d'envoyer une message pour passer vos commande😘
Livraison partout à madagascar
"Porter avec vos passion"

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kadu Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share