Lalie Lalou

Lalie Lalou Misaotra ho an’izay tafiditra Tompoko 🥰😘🙏🥳.

09/06/2025

Nanao aona fety nareo t@ny firy nareo nody ❤️😊🤣zay tato atrano 🤭

08/06/2025

Aminy firy zany nareo mahita aty pub ty
Za 21h16

29/05/2025

Coucou daoly chérie isany 🥰😊🫶🏻. Ataovy ao coms ndray ny sarinao feno tsiky2 dia asiho soratra hoe « Tsiky keliko « 🥰😊fa azahona loka crédit Yas aty amikou 🥰❤️aza adino m’inviteha namana bisou bisou mais Loulou 🥰❤️🫶🏻 andao ary 👇.Atao 05 Juin lalao ah .

27/05/2025

Coucou daoly indray nareo akato eeeh
Bisou daoly ho any zay tsy miavona 🥰🫶🏻

Ouuuf zany etana tsara kely ❤️😊dia aona ?atao tsika live ve sa aon ? Efa vitsitsivitsy iany izy reo sisa aza taraiky ary...
19/05/2025

Ouuuf zany etana tsara kely ❤️😊dia aona ?atao tsika live ve sa aon ? Efa vitsitsivitsy iany izy reo sisa aza taraiky ary tsika ❤️😊
Madefa tana sy any amin’ny faritra izahay 👌

Coucou daoly indray ianareo rehetra ato 🥰❤️.Misy jeux vaovao indray ty ah ka azahona cadeau 🎁 surprise aty amin’ny Sonia...
16/05/2025

Coucou daoly indray ianareo rehetra ato 🥰❤️.Misy jeux vaovao indray ty ah ka azahona cadeau 🎁 surprise aty amin’ny Soniah Vente raha nijery any lay video farany any nareo dia ahy nareo lay cadeau.Ny toromarika arahana dia izaho rehefa feno 6k page dia zay vao atao tsika fisarihana sady tena cadeau tsara be mihitsy satry dia mahazo riglight fanaovana Tik Tok 26 cm reny avy aty zay olona tsara vitana . Taggeo ao amin’ny coms namana , inviteho anaraka page , partageo ao anatiny group 5 samy hafa page tsika 🥰❤️.
Aza tara fa sao enao lay tsara vitana bisou be daoly ❤️🫶🏻

11/05/2025

Salama daoly eeeh ,Avy eo za madefa vola lay olona nahaz loka omaly sy lay crd ah dia Aseho tsika eto 🥰❤️

10/05/2025

Efa ao daoly ve 🥰manao coucou zay ao

10/05/2025

Coucou anao live za avy eo mikasika kay lalao antsika . Dia vononona ve nareo coms 👇.

09/05/2025

Ataon’ny tsika live 16h30 lay crd .... Malaky fa sao tara . partageo taggeo nanamana 😍😘

Address

Mahamasina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalie Lalou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share