SAKAY Antsika

SAKAY Antsika 0389462053. 0383940378
Sakay Antsika -
Boaty kely 400ar prix de gros 🌶️
Bocal 2500ar prix de gros🌶️🌶️
7j / 7 j

27/08/2025
Na dia aty ampanaovana vacance aza dia manaraka foana ny asa e.Tiako be ianareo. Raisiko foana aloha ny kaomandy .Mankas...
26/08/2025

Na dia aty ampanaovana vacance aza dia manaraka foana ny asa e.Tiako be ianareo. Raisiko foana aloha ny kaomandy .Mankasitraka e

Salama Tompoko.Tsy ho voavaliko tsi 1_1 ny message nareo Efa vita araka ny fandaminana daholo ny entanareo ary ho tonga ...
01/06/2025

Salama Tompoko.Tsy ho voavaliko tsi 1_1 ny message nareo Efa vita araka ny fandaminana daholo ny entanareo ary ho tonga alohan ny fety . Fa ny an'i Nosy be sy Foulpointe dia efa lasa omaly 31/05 Misaotra atsika rehetra e! (Nohon ny fahatapahan jiro maharitraritra dia mety ny andefasana ny kaomandy mialoha ka araka2 ny fahatongavany no azahoan ny tsirairay ny azy,ho atsika alavidavitra fa ny eto @ manodidina kosa ,misy ankizy maromaro manatitra any.

19/05/2025

TSY IZAHO NO KAMO fa ny JIRO HIASAKO no TAPAKA efa HATRAMIN NY MARAINA !!!!!!!

12/05/2025

📵 FAHAVALON'NY ANKIZY SY TANORA NY ECRAN

🎯 Ny ati-dohan'ny zaza sy ny tanora dia mbola tsy natao handrindra sary amin'arivony ao anaty segondra vitsy. Nefa dia izany no hitany ao anaty ecran isan'andro.... Ka izany no tena manimba ny fifantohana sy tsy mampisy fitadidiana azy ireo intsony.

🔎 Toy izao no mitranga ao anaty ati-dohan'ny ankizy sy tanora :

➡️ Lasa betsaka loatra ny sary, ny karazana feo, ny sarimihetsika (video) anaty ati-doha ka manakana ny fifantohana amin'ny zavatra iray.
➡️ Lasa mora reraka ny ati-doha, lasa tsy mahay manivana, mitahiry, na koa mianatra elaela.
➡️ Lasa tia fiovaovana, tsy mifantoka amin'ny zavatra iray fa te hanandrana karazany betsaka...

🚨Ahoana no ahitana fa efa be loatra ny fotoana hijeren'izy ireo écran?

❌ Tsy mifantoka intsony any am-pianarana
❌ Sarotra mitadidy lesona
❌ Te hilalao foana
❌ Be tabataba na be korontana, tsy tia miandry ary lasa mora kizintina na malahelo
❌ Tsy mahita tory
❌ Tsy mahatadidy numero téléphone, tsy mahatadidy làlana
❌ Raha zazakely, dia mety ho taraiky ny fitenenany

✅ Vahaolana azo hampiharina avy hatrany :

🕰️ Manokana fotoana tsy hijerevana écran isan'andro
📚 Asaina milalao kilalao tena izy, mamaky boky tantara, miresaka mifanakalo hevitra
🌱 Ampio ny zanakao mba hahay hiandry, mamita tsara ny zavatra natomboka vao manao zavatra hafa indray.

💬 Fantaro, ny zanaka dia tsy mila écran mba hampivoatra azy, FA mila anao eo izy (présence), mila fifandraisana amin'ny hafa, mila fitoniana.

Dieny izao, tolory ny zanakao ny fanomezana tsara indrindra...

Misy ireo efa tena miezaka tsy mampijery écran ny zanany saingy mbola misy olana foana ny fitadidiana sy ny fifantohana... Andramo indray ny (ho an'ny lehibe) ary (ho an'ny zaza) an'ny Naturopharma, efa betsaka no nahita soa avy amin'ny vokatra natokana ho an'ny fahasalaman'ny ati-doha ity...

💬Ray aman-dreny ve ianao? Inona no fikafikanao mba tsy handanian'ny zanakao fotoana manoloana ny écran? Zarao anaty commentaire hoe....

Naturopharma - Samy salama no tsara




Aiza adino mi commande sakay 🌶️ Masika tsara 😋Matsiro be
09/05/2025

Aiza adino mi commande sakay 🌶️
Masika tsara 😋
Matsiro be

Iza  daholy ilay olona ti sakay🌶️,😋 be reny , izay dia mandray commande fona @ vidiny ts miova ,Bocal 2500ar prix de gro...
06/05/2025

Iza daholy ilay olona ti sakay🌶️,😋 be reny , izay dia mandray commande fona @ vidiny ts miova ,
Bocal 2500ar prix de gros 🌶️
Boaty kely 400ar prix de gros
Tavoangy 1L 10000ar
Pilo kely daholy 👍

Mandray commande fona 🥣SAKAY ANTSIKA 🌶️Tsy miova vidiny fa Bocal 🍶2500ar prix de gros 🌶️Boaty kely 400ar prix de gros🌶️M...
03/05/2025

Mandray commande fona 🥣
SAKAY ANTSIKA 🌶️
Tsy miova vidiny fa
Bocal 🍶2500ar prix de gros 🌶️
Boaty kely 400ar prix de gros🌶️
Manao livraison tana 🚲

Tsara be  sady misy tsirony ity sakay ity rehefa rehefa totoina Misaotra ilay nitondra azy na dia navesatra aza Mankasit...
13/04/2025

Tsara be sady misy tsirony ity sakay ity rehefa rehefa totoina Misaotra ilay nitondra azy na dia navesatra aza Mankasitraka be.

Coucou  daholy o  Reto indray sakay 🌶️matsiro be 😋Vidiny ts miova  Bocal : 2500ar prix de gros                      Boat...
25/03/2025

Coucou daholy o
Reto indray sakay 🌶️matsiro be 😋
Vidiny ts miova Bocal : 2500ar prix de gros Boaty kely 400ar prix de. gros

Address

Tanjombato Andohavato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SAKAY Antsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share