Zappy Store

Zappy Store 🦋 Zappy Store 🦋
Des tendances à portée de clic


✨Recommande à l'Éternel tes œuvres, et tes projets réussiront.’ (Proverbes 16:3)✨

Hello hello les filles 🥰 Merci beaucoup fa laninareo tanteraka ilay haut marinière antsika  🥺🙏‼️Stock épuisé tianareo be...
21/10/2025

Hello hello les filles 🥰
Merci beaucoup fa laninareo tanteraka ilay haut marinière antsika 🥺🙏
‼️Stock épuisé tianareo be ilay izy ‼️

Merci beaucoup les filles 🥰

✨✨Arrivage sac en toile chez  zappy store ✨✨Alliez style et simplicité avec ce sac 🥰📍Disponible en trois coloris 🌼Bleu G...
16/10/2025

✨✨Arrivage sac en toile chez zappy store ✨✨
Alliez style et simplicité avec ce sac 🥰
📍Disponible en trois coloris
🌼Bleu GM : 35.000ar
🌼Noir et beige : 32000ar

📍Stock très limitée

🇲🇬14 Octobre 2025, nandresy ny tolona ✊🇲🇬Faly dia tena faly ny fo ka tsy hay ny tsy naheno izany amin'izao fotoana izao ...
14/10/2025

🇲🇬14 Octobre 2025, nandresy ny tolona ✊🇲🇬

Faly dia tena faly ny fo ka tsy hay ny tsy naheno izany amin'izao fotoana izao satri raha nitolona isika nandritra izay fotoana izay, niharan'ny herisetra , niharan'ny tsirariny dia tonga amin'izao fandresena izao ihany , nivaly ny vavaka sy fangatahana ✊❤️

Nisafidy ny nangina izahay teto amin'ny pejy nanolona ireny toe-javanisy ireny , nefa tsy nidika izany fa tsy niray fo tamin'ireo mpitolona mahery fontsika izahay. Tena misaotra misaotra mankasitra ✨🙌
Ankehitriny dia miondrika ampanajana , maneho fiarahana miory amin'ireo naratra sy namoy ny ainy tamin'izao tolona izao.
Misaotra antsika rehetra fa nasehontsika fa miray hina tokoa isaoka malagasy ka tonga amin'izao fandresena izao 🇲🇬✊
Ary mbola apetrantsika amin'Atra ny ho mbola ho tohiny 🙏
Fa mino aho nefa fa ho avy amin'izay ilay maraina nandraindraintsika✨ , ka ho tanteraka ilay hirampirenentsika
✨"Hiandana sy ho finaritra , he! sambatra tokoa izahay "✨

Coucou la team Zappy 🥰🥰Voici quelques inspirations pour porter notre haut marinière OLD MONEY 😍📍Haut marinière OLD MONEY...
23/09/2025

Coucou la team Zappy 🥰🥰
Voici quelques inspirations pour porter notre haut marinière OLD MONEY 😍

📍Haut marinière OLD MONEY 👉Disponible chez zappy store

́

🎉 Résultats du Jeu Concours 🎉Izy roa vavy ireto izany no voasarika tamin'ilay jeu concours izay nataontsika ✨🎉🎉🎉🎉 👏👏👏Fél...
21/09/2025

🎉 Résultats du Jeu Concours 🎉

Izy roa vavy ireto izany no voasarika tamin'ilay jeu concours izay nataontsika ✨🎉🎉🎉🎉 👏👏👏Félicitations be ho an'ny mpandresy tsika 🎉🎉🎉💖
Misaotra betsaka ho anareo ihany ko tamin'ny fandraisanareo anjara 💕💗
Mille merci à toute la communauté pour votre soutien 🙏

👉 Restez connectés, d’autres surprises arrivent très bientôt🎁😉

Bonne soirée à tous 😘

✨ Aujourd’hui, je rends grâce à Dieu pour ses bontés. J’ai pu accomplir quelque chose qui me paraissait difficile au déb...
21/09/2025

✨ Aujourd’hui, je rends grâce à Dieu pour ses bontés. J’ai pu accomplir quelque chose qui me paraissait difficile au début, mais avec courage et persévérance, j’ai réussi. Rien n’est petit lorsqu’on avance pas à pas. Je suis reconnaissante pour chaque progrès et chaque bénédiction. 🙏

Bon dimanche à tous ✨😘

‼️🎁Dernière chance aujourd’hui pour participer au jeu concours !🎁‼️Après minuit… c’est fini ⏳🔥Mbola nisy tsy nandray anj...
20/09/2025

‼️🎁Dernière chance aujourd’hui pour participer au jeu concours !🎁‼️

Après minuit… c’est fini ⏳🔥
Mbola nisy tsy nandray anjara ve??
Mbola tsy tara raha izao ah 🔥
Alefa fa sao dia ianao no tsara vitæ e 🤩

Ato raha mbola ho an'ireo mbola tsy nandray anjara a 👇
https://www.facebook.com/61571657638882/posts/122137827440721921/

Ity kosa tena oe Coup de coeur 💖💖💖🌺Sac tendance fashion & Bag 🌺Parfait pour compléter vos tenues en quotidien et pour vo...
18/09/2025

Ity kosa tena oe Coup de coeur 💖💖💖
🌺Sac tendance fashion & Bag 🌺
Parfait pour compléter vos tenues en quotidien et pour vos sorties spéciales 🤩
🌼 Couleur en 2 ton, disponible en noir , rouge et Marron
🌼 Dimensions 22*27,5cm
🌼Style moderne et raffiné
🌼 Qualité tena top 👌

‼️Aza tara ary fa tena vitsy no ato ah

📍Prix : 32.000ar
📩 Mp pour plus d’infos ou pour réserver le vôtre 💌

J-2 avant la fin du concours🎁Efa samy nandray anjara daholo ve  ? 👀🔥Araraoty fa mbola tsy tara raha zao no mandray anjar...
18/09/2025

J-2 avant la fin du concours🎁
Efa samy nandray anjara daholo ve ? 👀🔥
Araraoty fa mbola tsy tara raha zao no mandray anjara 🤩
Go go go 🔥 tenter ta chance maintenant

Mety ianao no tsara vitana ✨

‼️🎁✨ GRAND JEU DE RETOUR miaraka amin'i Zappy Store : 2 GAGNANTS✨🎁‼️

Efa elaela izahay tsy henoheno sy tsy hita teto amin'ny page ka nefa faly be izahay fa mbola tafaverina indray ary hitondra zava tsara ho anareo hatrany

✨Ary araky ny efa nampanantenainay ary dia anao jeu concours kely isika noho izany fifalianay izany, ka olona 2 be zao no omenay cadeau bon d'achat 10.000ar🤩🎉

Ahoana ary no atao raha te andray anjara ?🤔

👉Tena oe tsotra Kely ny fandraisana anjara:
❤️ Asio j'aime ny page ( tena vérifié nay mitsy oe followers )

❤️Asio j'aime ity publication ity ary manasa olona 3 iaraka hilalao ao amin'ny commentaire

❤️Partageo en mode public ity publication ity ( si profil verrouillé dia andefasana capture izahay )

📅Mifarana amin'ny 20 Septembre 2025 ny lalao⏰
Ary ny 21 Septembre no avoakanay eto ireo olona 2 tsara vintana


Ndao hilalao ary e 🎉
💕Bonne chance à tous 💕

# jeu vous # concours

‼️Coming soon… préparez-vous 😉Efa niteny anareo nge izahay fa hitondra zava-baovao mafinaritra be ho anareo e 🥰🤩Tena efa...
16/09/2025

‼️Coming soon… préparez-vous 😉

Efa niteny anareo nge izahay fa hitondra zava-baovao mafinaritra be ho anareo e 🥰

🤩Tena efa tsy andrinay ny ampiseo sy andefa azy ity eto , anisan'ny tena coup de coeur izy ity 😍

👉Rampitso ny fotoana antsika ary eh, alefanay eto ny detail

Aza adino foana ny manasa ny namana i s'abonne ny page tsika ah 🥰, ny jeu antsika ko mbola mitohy efa quelques jours sisa dia anao tirage izahay 🎉

Bonne nuit daholo 😘

✨Un sac = mille occasions ✨Ity ary ilay sac tendance tsara kely e 😍Na mandeha soirée, sortie entre amies na journée de t...
16/09/2025

✨Un sac = mille occasions ✨
Ity ary ilay sac tendance tsara kely e 😍

Na mandeha soirée, sortie entre amies na journée de travail any ampiasana dia mety ity sac ity satri tena mi s’adapte amin'ny looks izay tiantsika rehetra ❤️
🌺 Élégant et pratique
🌺Disponible en noir 🖤, blanc 🤍, marron 🤎 et rouge ❤️pour s’adapter à votre style.

🌸Prix : 30.000ar🌸

🚨 Quelques pièces disponible fa aza tara ah premiers arrivés, premiers servis !

📲 Réservez dès maintenant en message privé 💌

👉 Dispo dès aujourd’hui chez Zappy Store !

🎉 JEU CONCOURS DE RETOUR 🎉✨📍Aza adino fa mbola mitohy ny jeu antsika ah  , izay azahoana 10.000ar be izao ho an'olona ro...
15/09/2025

🎉 JEU CONCOURS DE RETOUR 🎉✨

📍Aza adino fa mbola mitohy ny jeu antsika ah , izay azahoana 10.000ar be izao ho an'olona roa 🤩

Lien du jeu concours : https://www.facebook.com/61571657638882/posts/122137827440721921/

Fa en attendant , ity misy aperçu Kely ny zava -baovao atolotray anareo amin'ity semaine ity 😍

Zay fa aza adino ny mi s'abonne sy manasa namana anaraka ny page😚

Bonne Semaine daoly ✨😘

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zappy Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share