Service Kinga

Service Kinga Tongasoa eto amin'ny pejin'ny
Service Kinga 🚚 ! Fanaterana haingana sy Azo Antoka !

Salama daholo e! Tratra soa ny taom-baovao! 🎉Hanomboka amin-javatra vaovao isika: fampifanaraham-piainana vaovao ho an’n...
24/01/2026

Salama daholo e! Tratra soa ny taom-baovao! 🎉
Hanomboka amin-javatra vaovao isika: fampifanaraham-piainana vaovao ho an’ny varotra sy fanaterana.

Ho anareo mpivarotra te hiara-hiasa aminay na mitady mpandray an-tanana ny livraison, dia tongava hatrany amin’ny hafatra miafina.

📦 Inona no ataonay ?

Manao Livraison manerana 🌍

Azo avoaka ato amin’ny pejy ihany koa ny zavatra amidinao

Alefaso am-hafatra miafina ny sary + vidiny

Ary izahay no miasa amin’izany, mba haingana sy matihanina no anaterana

💼 Te hianatra technique de vente na te boost page koa ianao?
Aza misalasala: vonona hanampy izahay.

Koa andao hiara-hiasa 👉 tongava am-hafatra miafina.

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra! ✨

--------------------------------------------------------------------------

Bonjour à tous! Bonne année à tous! 🎉
Nous commençons cette nouvelle année avec un nouveau projet de collaboration pour la vente et la livraison.

Pour les commerçants qui souhaitent travailler avec nous ou trouver des livreurs, envoyez-nous un message privé.

📦 Que faisons-nous ?

Nous faisons la livraison partout 🌍

Vos produits peuvent aussi être partagés sur notre page

Envoyez-nous en message privé vos photos + prix

Nous nous occupons de la livraison rapidement et professionnellement

💼 Vous voulez apprendre des techniques de vente ou booster votre page ?
N’hésitez pas : nous sommes là pour vous aider.

Alors, collaborons 👉 envoyez-nous un message privé.

Nous vous souhaitons à tous une excellente semaine ! ✨

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Kinga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share