16/12/2025
Mitondra vohoka dia maharary 🤰💔
Miteraka dia maharary 😣🩸
Mampinono dia maharary 🤱💢
Miambina zaza marary na mitomany… maharary 😢🌙💔
Tsy matory 😴❌
Manompo ny rehetra 🍽️👨👩👧👦
Mihinana sakafo mangatsiaka 🥶🍲
Manadino ny kafe ☕❌
… Eny, maharary 😞💭
Andro iray tsy misy fitsaharana ⏰❌
Tsy misy fiatoana 🛑❌
Tsy misy “misaotra” 🙏❌
Maharary koa izany 💔😔
Tsy manana fotoana hikarakara tena intsony 💇♀️❌
Tsy afaka mikarakara volo 💆♀️❌
Tsy afaka manisy makiazy 💄❌
Na hoe… miaina fotsiny aza 😮💨
Eny, maharary 💔
Ny maha-reny 👶🤍
tsy feno tsiky foana, malefaka foana 📸😊
Fa lalana feno fanaintainana 😣🛤️
fahatsapana avy ao anaty 🧠❤️
fisalasalana 😔…
Fa ambonin’izany rehetra izany
dia fitiavana mahery noho ny zava-drehetra 💞🔥TENA MAHERY TSY HAY LAZAINA♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
Noho izany, alohan’ny hanokafanao vava hitsikera reny iray 🗣️❌
tsarovy :
👉 mianatra isan’andro izy 📚
👉 manao izay fara- vitany izy 💪
👉 manome ny fony sy ny heriny rehetra tena manontolo mintsy🤍
Tsy mila fitsarana izy 🚫⚖️
Fa mila fanohanana 🤝
fitiavana ❤️
… ary indraindray, fanontaniana tsotra fotsiny :
“Ary ianao, manao ahoana ?” 💬🥺
Satria tsia…
Tsy misy teraka Tonga dia reny 👩🍼
Fa lasa reny tsikelikely eny ary mianatra ny amin'ny mahahareny tsikelikely 🌱
Ary ny dingana tsirairay dia atao miaraka amin’ny fo ❤️👣