04/06/2026
🎉🏍️ FOIRE DES MOTO! 🏍️🎉
🔥 Mitady moto vaovao ve ianao? Sa te hahita ireo modely farany tsara indrindra eny an-tsena?
🚨 Aza adino ny FOIRE DES MOTOS 2026! 🚨
🏍️ dia manasa anao hitsidika ny toeranay mandritra ity hetsika goavana ity!
✅ Moto manara-penitra
✅ Vidiny sy tolotra miavaka
✅ Fampirantiana modely maro samihafa
✅ Fahafahana hahazo fihenam-bidy sy fanomezana manokana
📍 Palais des Sports Mahamasina ny 23 - 24 - 25 Jolay 2026
💥 Tonga maro miaraka amin'ny namana sy fianakaviana!
💥 Fotoana tsy fahita firy hahitana sy hisafidianana ny moto nofinofisinao!
👉 Ataovy ao anaty fandaharam-potoananao dieny izao fa ho mafana ny hetsika! 🔥🎊
👉Ary ianao, iza amin'ireo karazana moto aseho eto no tena andrandrainao sy nofinofisinao ho anao? 😍🏍️
💬 Soraty ao amin'ny commentaire ny modely tianao indrindra, ary tongava mitsidika ny stand France Rider hahitanao azy mivantana!
🔥 Aza misalasala manontany hevitra, izahay vonona hanampy anao hisafidy ny moto mety indrindra aminao! 🔥