Malia Boutique

Malia Boutique Abonnez-vous 😉 ❤️
Araho ny pejy 😉❤️
Mora sady tsara ny entana🥰
Ny cadeau koa maro be🔥💯

16/08/2026

Mamy ny mody❤️

Ahoana ny fahitanao an'ity robe ity😍Za aloha dia babo eh❤️ (saingy tsy atonona🤣)🚨Omeo prix fa alefako mora be😉 izay prix...
15/08/2026

Ahoana ny fahitanao an'ity robe ity😍
Za aloha dia babo eh❤️ (saingy tsy atonona🤣)

🚨Omeo prix fa alefako mora be😉 izay prix voatonona betsaka no anaovako azy.
Aza atao latsaky ny 2.000ar fa fermeture ny azon'izany🤣🤣🤣🤣

13/08/2026

Bonjour, @ firy enao no mamaky ity publication ity😊?
❤️Tsy misy live aloha atoato fa sary foana dia afaka miditra mp❤️

12/08/2026

🔥promo 7.000ar🔥
❌taille L❌

12/08/2026

Kanto loatra I Gasikara ❤️
Aiza ary zah oh😍??

Fa tena mbola mangatsiaka ny andro an🥶Veste manja kely ki sady mora be❤️🔥Taille S/M🔥Prix 8.000ar🎁
11/08/2026

Fa tena mbola mangatsiaka ny andro an🥶
Veste manja kely ki sady mora be❤️
🔥Taille S/M🔥
Prix 8.000ar🎁

Coucou ❤️ Izy indray no nahazo ny crédit faha 2😉Tahiana Andria félicitations kia🎁Mirary soa indrindra
11/08/2026

Coucou ❤️
Izy indray no nahazo ny crédit faha 2😉
Tahiana Andria félicitations kia🎁
Mirary soa indrindra

10/08/2026

Henjana ilay manana zaza tsy salama eh😩
Tena tsy tafa mihitsy aloha ny asa fa sahirana mafy.
Mirary soa antsika rehetra ❤️

Bonjour bonjour 😉Ary sambany nisy lehilahy nandresy aaan😉Izy no mpandresy iray t@ lalao crédit ka arahabaina ianao Poone...
10/08/2026

Bonjour bonjour 😉
Ary sambany nisy lehilahy nandresy aaan😉
Izy no mpandresy iray t@ lalao crédit ka arahabaina ianao Poone Raharimalala

08/08/2026

Satria tiakooo, tia ahy ianao ❤️🥰
Nareo koa ve tia hira taloha? Za tena mpankafia🔥😍

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malia Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share