Cloth's SHOP

Cloth's SHOP Vente de vêtements toutes modes

Elegance & Confiance ✔ Haute Stylé Corset sexy + classy = matoky tena 100% 😍Mp ny commande ary fa stock limité.Prix : Ma...
12/04/2026

Elegance & Confiance ✔ Haute Stylé
Corset sexy + classy = matoky tena 100% 😍
Mp ny commande ary fa stock limité.

Prix : Mangirana 45.000Ar
Semi cuir 30.000Ar

Taille standard daholo.
📞0332028075 / 0384970602

Livraison 3000Ar

🤩 Haute Stylée manjakely e🎁 amonjena fety na soirée 💦 afaka atao cadeau iany koe e.💵30000Ar fotsiny, ireo ny couleur mis...
28/11/2025

🤩 Haute Stylée manjakely e🎁 amonjena fety na soirée 💦 afaka atao cadeau iany koe e.
💵30000Ar fotsiny, ireo ny couleur misy, taille Standard izy a😋

Aza tara fa vitsy Kely sisa no misy.

📞0332028075 / 0384970602 / 0376086630
Frais de livraison 2000-3000Ar fotsiny, mandefa any amin'ny faritany iany koa.

🇲🇬Nouvelle arrivage ✨ Brillez de mille feux avec notre bustier pailleté tendance !Disponible en Noir, Rouge, Blanc.💃 Par...
03/09/2025

🇲🇬Nouvelle arrivage
✨ Brillez de mille feux avec notre bustier pailleté tendance !
Disponible en Noir, Rouge, Blanc.
💃 Parfait pour vos soirées, fêtes et sorties.
👉 Commandez dès maintenant et soyez la star de la soirée !

🔹 Avantages :
✨ Met en valeur la poitrine et la taille
✨ Facile à assortir avec une jupe, un jean ou un pantalon taille haute
✨ Look irrésistible et tendance

🔹 Caractéristiques :

Matière : tissu doux et confortable avec sequins de qualité

Coupe ajustée et moderne

Bretelles réglables pour un maintien parfait

Style : Chic, Sexy, Élégant



Contact : 0338600743 / 0384970602

Prix : 50.000 Ariary

Livraison seulement

03/09/2025
Haingohy ny trano e😍 👇 ao @ commentaire ao misy karazany.✅Lamba amin'ilay tsara qualité be ☑️ Rideaux 3 pièces be Zao 📏1...
22/12/2024

Haingohy ny trano e😍 👇 ao @ commentaire ao misy karazany.
✅Lamba amin'ilay tsara qualité be

☑️ Rideaux 3 pièces be Zao
📏1m40 sur 2m20

☑️Drap + fonin'ondana roa be Zao😯

🎖️MP ny Prix ary fa omenay fihenambidy ianao ary ataonay izay hazaonao.

Mandray commande iany koa izahay ka aza misalasala mintsy manantona any @ hafatra miafina 📨

📱 Contact: 0384970602 / 0338600743

Frais de livraison à partir de 2000 Ariary 🚚 mandefa any amin'ny faritany iany koa izahay

  Promotion hatrany ry zareo a😍✅rideaux tsara tarehy be sady mbola trois pieces koa✅1m40 sur 2m20✅Lamba qualité 🔴Prix:70...
19/12/2024

Promotion hatrany ry zareo a😍
✅rideaux tsara tarehy be sady mbola trois pieces koa
✅1m40 sur 2m20
✅Lamba qualité

🔴Prix:70.000 Ariary fotsiny

Tongava mp ary na antsoy ny:
Contact:0338600743
0384970602

Frais de livraison à partir de 20.00 Ariary

   Promotion be ry zareo a💥💥Amin'izao ankatokin'ny fety izao ✅Drap +drap housse+fonin'ondana roa🤍✅2 place izy sady matev...
19/12/2024

Promotion be ry zareo a💥💥
Amin'izao ankatokin'ny fety izao
✅Drap +drap housse+fonin'ondana roa🤍
✅2 place izy sady matevina tsara ary tsy miofo rehefa sasana😊ka araraoty zareo a!

Ny vidiny dia nataonay mirary tokoa satria dia:
💥50.000 Ariary fotsiny dia mahazo azy rehetra💥

Tongava mp avy atrany ary na antsoy ny laharana:
0338600743
0384970602

Livraison partout à Madagascar🚐

🤗Salama ô💃hanomboka hamoaka ny tsara indrindra eto izahay ka mampiomana anao sahady 🕺
22/10/2024

🤗Salama ô💃hanomboka hamoaka ny tsara indrindra eto izahay ka mampiomana anao sahady 🕺

Address

Nandihizankely
Antananarivo
106

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Sunday 08:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cloth's SHOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share