Chez Karina Collection

Chez Karina Collection Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Karina Collection, Thrift & Consignment Store, Antananarivo.

🛍️ Tongasoa eto amin’ny Chez Karina Collection 🛍️
Manasa anao hanaraka ny pejy Chez Karina Collection ✨
Eto no ahitanao:
💖 Collection lamaody sy kanto
💖 Vokatra voafantina tsara & kalitao
💖 Vidiny mirary ho an’ny rehetra
💖 Tolotr

Coucou 😊Iza avy no mbola tsy nahazo? Efa farany ireto sisa tavela ka aza tara fa ho lany tanteraka tsy ho ela. 😉Araraoty...
19/06/2026

Coucou 😊
Iza avy no mbola tsy nahazo? Efa farany ireto sisa tavela ka aza tara fa ho lany tanteraka tsy ho ela. 😉
Araraoty fa mbola misy ilay couleur tena tianareo indrindra. 🥰✨

Sac bandoulière cuir 4 couleur dispo prix cadeau hatrany an10 000Ar 038 38 436 68
15/06/2026

Sac bandoulière cuir
4 couleur dispo
prix cadeau hatrany an
10 000Ar
038 38 436 68

🎒 Sac épaule pratique sy moderneAntonona tablette, cahier petit format, ary power bank 📚🔋Misy sortie USB hanamorana ny c...
13/06/2026

🎒 Sac épaule pratique sy moderne
Antonona tablette, cahier petit format, ary power bank 📚🔋
Misy sortie USB hanamorana ny charge-nao eny an-dalana.
Mety tsara ho an’ny mpianatra na olona miasa, sady pratique no élégante amin’ny andavanandro ✨
Kalitao tena tsara Sady mafy
Manao livraison mandefa any amin'ny faritra izahay
Couleur dispo
Gris - Noir
Prix: 35 000Ar
📞261383843668
📞+261334577777

🍫 Déodorant Chocolat MuskAnkafizo ny hanitra chocolat malefaka sy manintona, maharitra hatramin’ny 24 ora. Mitondra faha...
13/06/2026

🍫 Déodorant Chocolat Musk
Ankafizo ny hanitra chocolat malefaka sy manintona, maharitra hatramin’ny 24 ora.
Mitondra fahatsapana fraîcheur sy fofona mamy mandritra ny tontolo andro ✨😊😊
12 000Ar
+261383843668
+261334577777

Sac banane unisexe (homme & femme)Similicuir, léger et pratique.Couleurs : noir, marron foncé, marron café.Idéal pour té...
12/06/2026

Sac banane unisexe (homme & femme)
Similicuir, léger et pratique.
Couleurs : noir, marron foncé, marron café.
Idéal pour téléphone, clés et argent.
🎁 Prix cadeau : 10 000 Ar
🚚 Livraison partout à Madagascar
📩 Contactez-nous vite
📞+261383843668

🌿 Mivolis – Compléments alimentaires effervescents de qualité 🇩🇪Prenez soin de votre santé au quotidien avec les complém...
11/06/2026

🌿 Mivolis – Compléments alimentaires effervescents de qualité 🇩🇪

Prenez soin de votre santé au quotidien avec les compléments alimentaires Mivolis, reconnus pour leur efficacité et leur qualité allemande.

✅ Magnésium : aide à réduire la fatigue, soutient les muscles et le système nerveux.
✅ Calcium : contribue à la solidité des os et des dents.

✅ Vitamine B12 : favorise l’énergie et aide à diminuer la fatigue.

✅ Multivitamines / autres vitamines : renforcent les défenses naturelles et le bien-être général.

💧 Comprimés effervescents faciles à consommer ,20 comprimés

🍋 Goûts agréables (citron, fruits, etc.)
📌 À dissoudre dans un verre d’eau.
Pour une meilleure forme et un bien-être au quotidien ✨
15 000Ar
Livraison partout à Madagascar
📞+261383843668
📞+261334577777

NB : Complément alimentaire, ne remplace pas une alimentation équilibrée.

11/06/2026
Miahaba eeato moa tsy natao hoe varotra fotsiny an ,fa afaka hifampizarana Zavatra hafa mahasoa hiany koaIty mba misy to...
08/06/2026

Miahaba ee
ato moa tsy natao hoe varotra fotsiny an ,

fa afaka hifampizarana Zavatra hafa mahasoa hiany koa

Ity mba misy toro-hevitra Kely ☺️

miakatra moa izao ny voasary Ary mora be tokoa izy amin'izao

andao isika mba hanamina voasary e? Iza no efa nanao? na efa nihinana? ataovy ao amin'ny commentaires hoe dia mba zarao ny fomba fanaovanao azy
ny ahy ity no nataoko,Ary efa samy nandramako daholo na lafaoro na lasoandro

Ity misy fomba tsotra:
1. Fidio ny voasary tsara
Maka voasary masaka tsara, tsy lo.
Sasao tsara ny hodiny (satria mety hohanina miaraka amin’ny hodiny).
2. Teteho manify
Teteho boribory manify (tsy matevina loatra, eo amin’ny 3–5 mm eo).
Esory ny voany (pépin) raha betsaka.
3. Ahena ny mangidy (tsy voatery)
Raha tsy tianao ho mangidy:
Arotsahy anaty rano mafana 2–3 minitra, dia esory sy fafao kely. Manampy hampihena ny mangidin’ny hodiny io.
4. Fanaovana maina
Safidy 1: Amin’ny masoandro
Apetraho ambony lamba madio na plateau.
Aza atao mifampitohitohy.
Sarony lamba manify hisorohana lalitra sy vovoka.
Avela 2–5 andro arakaraka ny hafanana, avadibadika indraindray.
Safidy 2: Amin’ny lafaoro/air fryer raha misy
Hafanana ambany (eo amin’ny 70–90°C).
Avela 2–4 ora, avadika indray mandeha.
5. Fitehirizana
Rehefa tena maina tsara (tsy mando ao anatiny) dia tehirizo anaty bocal na sachet mihidy tsara.
Zava-dehibe:
Ny voasary sasany rehefa amainina miaraka amin’ny hodiny dia mety mangidy kely. Raha ho anina toy ny snack dia misy olona manisy tantely na siramamy kely alohan’ny hanamainana. Fa azo atao tsy misy koa.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Karina Collection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share