Fafara Eliane - Page

Fafara Eliane - Page - Varotra ankanjo (vaovao sy frip) - kiraro sy kojakoja isan-karazany
- Mitovy vidy amin'ny ao Tanà

🎉 ARRIVAGE VAOVAO ETO ANKORADAVA! 🎉📍 Ato amin'ny Cacapigeon Chez Rosii👕 Ensemble T-shirt + Short na Polo + Short 💰 15 00...
07/08/2026

🎉 ARRIVAGE VAOVAO ETO ANKORADAVA! 🎉
📍 Ato amin'ny Cacapigeon Chez Rosii
👕 Ensemble T-shirt + Short na Polo + Short
💰 15 000 Ar – 20 000 Ar
👦👧 Ho an'ny ankizy 2 ka hatramin'ny 12 taona
✅ Tissu tena malefaka sy mampahazo aina
✅ Mety tsara anaovana EPS sy andavanandro
✅ Misy couleurs sy modèles maro isafidianana
⚡ Malakilaky fa voafetra ny stock, sao tara!

06/08/2026

Tsy hoe mora dia ratsy fa zahay efa zatra mahita entana tonga alatsinainy dia lany alarobia , Tonga larobia lany zoma, zay no mahatonga anay mivaromora ......
Hafa ihany mahita entana vaovao isanandro ❤️❤️❤️❤️
Samy mahazo kely dia tsy mifanambaka 😅😅😅

4ans manjakelyMisy poche 👝🥰❤️15 000ar ❤️
01/08/2026

4ans manjakely

Misy poche 👝🥰

❤️15 000ar ❤️

Cartable 35 000ar,Lehibe, mahazaka cahier grand format na matory na mitsangana 🎒🎒📗📗📗
01/08/2026

Cartable 35 000ar,

Lehibe, mahazaka cahier grand format na matory na mitsangana 🎒🎒📗📗📗

Sady mety hoan'ny mpianatra no afaka entina mandeha voyage, mission, ....35 000ar
01/08/2026

Sady mety hoan'ny mpianatra no afaka entina mandeha voyage, mission, ....

35 000ar

Cartable frip mafibe sady mafy no tsara35 000r
01/08/2026

Cartable frip mafibe sady mafy no tsara

35 000r

❤️ Cartable frip fa otrany vaovao daholo ny antsika nefa mafy tsara❤️35 000ar
01/08/2026

❤️ Cartable frip fa otrany vaovao daholo ny antsika nefa mafy tsara❤️

35 000ar

Cartable fripIo, mety nisy logo dia nipotaka, zay no défaut.28 000ar au lieu de 35 000ar
01/08/2026

Cartable frip

Io, mety nisy logo dia nipotaka, zay no défaut.

28 000ar au lieu de 35 000ar

Cartable frip, tsarabe❌35 000ar ❌
01/08/2026

Cartable frip, tsarabe

❌35 000ar ❌

❤️❤️8ans❤️❤️Coup de coeur 😘😘😘17 000ar
01/08/2026

❤️❤️8ans❤️❤️

Coup de coeur 😘😘😘

17 000ar

Address

Bemasoandro Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fafara Eliane - Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share