Mada Books

Mada Books Le savoir est une arme...les livres sont nos munitions.

Charles Renel, anarana tsy zoviana eto Madagasikara. Indro misy bokiny iray. Raha mahaliana anao izany boky izany dia ma...
01/03/2024

Charles Renel, anarana tsy zoviana eto Madagasikara. Indro misy bokiny iray. Raha mahaliana anao izany boky izany dia mandefasa hafatra miafina na antsoy mivantana ny Mada Books
------------------------------------------------
Charles RENEL, un nom célèbre à Madagascar. Voici un de ses livres.Si le livre vous intéresse venez en message privé ou appelez directement Mada Books

Vanim-potoana namaivay teto Madagasikara ny nahatongavan'ny frantsay hanjanaka ny firenena. Iraka manokana nanatanteraka...
29/02/2024

Vanim-potoana namaivay teto Madagasikara ny nahatongavan'ny frantsay hanjanaka ny firenena. Iraka manokana nanatanteraka izany ny Jeneraly Galliéni. Nanoratra boky izy nandritra izany fotoana izany. Raha mahaliana anao izany boky izany dia mandefasa hafatra miafina na antsoy mivantana ny Mada Books
-----------------------------
Une période sombre pour Madagascar a été la venue des colons français. Le Général Galliéni a y été envoyé. Voici un livre qu'il a écrit pendant son séjour. Si le livre vous interresse venez en message privé ou appelez directement Mada Books

Hanombohantsika ny fizarana dia ireto amin'ny sary ireto no boky misy ato aminay amin'izao. Amin'ny maha "Mada Books" ny...
28/02/2024

Hanombohantsika ny fizarana dia ireto amin'ny sary ireto no boky misy ato aminay amin'izao. Amin'ny maha "Mada Books" ny anaran'ny pejy dia atomboka amin'ny boky momba an'i Madagasikara no zarainay. Azo lazaina ho vakoka izy ireo ary maro ny mirakitra tantara tsy fantatry ny be sy ny maro ao anatiny (nosoratana nanelanelana ny taona 1895 hatramin'ny taona 1934 ).
Manasa anao handefa hafatra miafina na antsoy ny laharana finday izay misoratra ao amin'ny pejy raha te hahazo fanazavana misimisy kokoa.
-------------------------------------------------
Pour commencer notre premier partage, vous pouvez voir sur les photos une liste de livres. Et comme le nom de la page l'indique " Mada Books " , notre premier partage concerne des livres concernant Madagascar. On pourra dire que ces livres sont des reliques ( écrites entre 1895 et 1934).
Nous vous invitons à nous envoyer un message privé ou vous pouvez appeler directement le numéro mentionné dans la page pour de plus amples informations.

Amin'izao fisokafan'ny pejinay anio Alakamisy 29 Febroary 2024 izao dia faly izahay mandray anareo mpitsidika. Miarahaba...
28/02/2024

Amin'izao fisokafan'ny pejinay anio Alakamisy 29 Febroary 2024 izao dia faly izahay mandray anareo mpitsidika. Miarahaba tonga soa eto. Enga anie ka ny soa sy ny tsara hatrany no hifampizarana. Raha ny anaran'ny pejy dia hifantoka amin'ny resaka famakiana boky isika ato. Araho ny pejy sao dia mba hahasoa antsika rehetra.

Misy fiteny manao hoe : " Le Savoir est une arme" ka ny antsika hampiana hoe : " Les livres sont nos munitions".
----------------------------------------------------------
Pour l'ouverture de notre page ce Jeudi 29 février 2024, nous sommes ravis de vous accueillir. Bienvenue chez nous. Nous espérons que cette page puisse être un lieu de partage et d'échange. Comme le nom de la page le dit, nous allons plongez dans le domaine de la lecture. Suivez la page, tout le monde pourrait pourrait en bénéficier.

Comme on dit: "Le Savoir est une arme"...nous y avions rajouté : " Les livres sont nos munitions".

Address

Lot IIB 246 Andoharanofotsy Mahalavolona 102
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Books posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mada Books:

Share

Category