Shiny CT

Shiny CT Let your ligth shine

Ato amin'ny Maotina Fitafy aloha mijery montre mafatifaty mandrapahatongan'ny arrivagentsika🥹🥹
20/02/2026

Ato amin'ny Maotina Fitafy aloha mijery montre mafatifaty mandrapahatongan'ny arrivagentsika🥹🥹

20/02/2026

Félicitations à Haruka Mei , la gagnante du giveaway de ce mois de Février.

Elle a eu 157 réactions avec l'oeuvre du grand écrivain Victor Hugo:

❣️❣️❣️❣️
Aimons toujours ! Aimons encore !
Quand l'amour s'en va, l'espoir fuit.
L'amour, c'est le cri de l'aurore,
L'amour c'est l'hymne de la nuit.
❣️❣️❣️❣️

Un grand merci aussi pour les autres participantes😘

On prépare déjà notre giveaway du mois de mars donc... Restez connectés 😉

18/02/2026

🤗🤗Kely sisa 🤗🤗

Efa vitsivitsy sisa ny modèle disponible amin'ireto amin'ny video ireto an🥹

Tongava amin'ny MP aingana sao dia tsy mahazo eo 😉

Sinon ny blocnotes étoilé mbola dispo à 15.000ar❣️

Peace🫰

🤭Mpanangona stylo🤭Hianareo ihany koa ve mba manana karazana stylo be dia be ohatr'ahy? Izaho tena tsy maharitra mihitsy ...
17/02/2026

🤭Mpanangona stylo🤭

Hianareo ihany koa ve mba manana karazana stylo be dia be ohatr'ahy?

Izaho tena tsy maharitra mihitsy fa rehefa mahita stylo tiako dia vidiako🤭

Fa samy manana ny asany ireo an😁On est contre le gaspillage 😇
👉Misy tenaina: ilay fampiasa rehefa miasa, ilay omena olona rehefa misy mindrana (tsy dia rarahiana na tsy averiny aza😅)
👉Misy ilay stylo fitondra mivoaka ny trano: ohatra hoe rehefa hamonjy birao. (Iny efa maha-sadaikatra ihany ny hampindrana azy🫣)
👉Misy ilay stylo VIP: voafetra tsara mihintsy hoe rehefa ireto ihany vao hampiasaina (journal, des trucs spécials🥹). Ity tsy ampindramina raha tsy olona VIP ihany koa😅, indraindray angatahina antoka kely aloha🤭

Bref, alefaso ao amin'ny commentaires ao ny sarin'ny collection ana Stylo anareo mba hifampizarana😉 Sa ve za rery no ohatran'izao 😂😂

Byeee😘

Joyeux Saint-Valentin aux amoureux ❣️❣️Mifankatiava tsara e🙃Afaka mbola manao commande an'ity carnet ity ihany hianareo ...
14/02/2026

Joyeux Saint-Valentin aux amoureux ❣️❣️
Mifankatiava tsara e🙃

Afaka mbola manao commande an'ity carnet ity ihany hianareo hatao cadeaux an😅

❣️A partir de 4.000ar❣️❣️Pack de 6: 25.000ar❣️Frais de livraison iray ihany no alohanareo raha sady manjifa ao amin'ny M...
12/02/2026

❣️A partir de 4.000ar❣️

❣️Pack de 6: 25.000ar❣️

Frais de livraison iray ihany no alohanareo raha sady manjifa ao amin'ny Maotina Fitafy no manjifa ato amin'ny Shiny CT 🥹🥹

🏃🏃Vonjivonjeo🏃🏃

❣️1.500ar❣️Oui, tsy hoe tsy ampy 0 iray io fa tena dimanjato sy arivo🥹🥹Raha mbola tsy nahita cadeau hianareo na tianareo...
12/02/2026

❣️1.500ar❣️

Oui, tsy hoe tsy ampy 0 iray io fa tena dimanjato sy arivo🥹🥹

Raha mbola tsy nahita cadeau hianareo na tianareo hampiana ny combo😉
👉 Ireto bracelet ireto sady mafatifaty no mora🥹🥹

Page miara-miasa aminay ny Maotina Fitafy ka raha sady manjifa ao aminy hianareo no sady manjifa ato amin'ny Shiny CT dia izahay no maka ny colis anareo any aminy dia frais de livraison iray ihany no alohanareo. Atambatray colis iray☺️

Vonjivonjeo fa efa kely sisa dia st-valentin❣️

❗❗LIVRAISON REPORTÉ ❗❗🌀🌀Noho ny toetry ny andro androany: manoloana ireo rivotra sy orana eto Antananarivo dia tsy misy ...
11/02/2026

❗❗LIVRAISON REPORTÉ ❗❗

🌀🌀Noho ny toetry ny andro androany: manoloana ireo rivotra sy orana eto Antananarivo dia tsy misy livraison aloha isika androany.

🌀🌀Izany no natao mba hitsinjovana ireo livreur sy mba hiarovana ny article antsika tsy ho lena rehefa tonga any amintsika😌

🌀🌀Noho izany izay livraison prévue androany dia rahampitso no hotanterahina 🥹

Izahay ato amin'ny Shiny CT dia mametraka fialan-tsiny manoloana ny fanakorontanana aterak'izany.

Stay safe🫰

Ho mafy hoe ny rivotra eto analamanga androany alina hoy ny BNGRC ka....mandehana any amin'ny toerana azo antoka😌Stay sa...
10/02/2026

Ho mafy hoe ny rivotra eto analamanga androany alina hoy ny BNGRC ka....mandehana any amin'ny toerana azo antoka😌

Stay safe🥹

✨✨Rouleau stickers tag✨✨🤗Vous cherchez des moyens original et mignon pour votre tagging? Utilisez nos stickers pour marq...
09/02/2026

✨✨Rouleau stickers tag✨✨

🤗Vous cherchez des moyens original et mignon pour votre tagging? Utilisez nos stickers pour marquer l'esprit 😍

🦁🐼🦕Des tags avec des animaux🥹
🍰🍦🎂Des tags avec de la pâtisserie gourmande🤤

Le prix est à 4.500ar le rouleau 😉

Venez en MP pour commander ou juste pour en discuter 😁

Address

Ambohitsoa
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shiny CT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share